MIKOLOKOLO NY KOLIKOLY

1. RUZ9 ( 06/01/2020 11:54)
Tratry taona e,
Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto.
Dia andraso aho aloha hivavaka kely, Andriamanitra รด, tsindrony ny fantsika mahamay be ny fitombenan'ireo mpandray anjara voakina ato anatin'ity tantarakely ity, Tsindrio ny rohy : kolikoly revolisionera
na ity atao fikarohana raha santria tsy misokatra : http://cyrius.unblog.fr/?p=2327
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2887