lozan'olona

41. gasy1zay ( 08/01/2020 20:29)

RBNIR:

Mampalahelo tokoa aloha fa betsaka no tsy mahalala ny tena dikan'ilay hoe fahateraham-baovao ny kristiana....

Misy koa voafitak'ilay teny hoe kristy efa velona ao anatiny dia heveriny hoe izay rehetra eritreretin'ny sainy dia saina avy amin'i Kristy avokoa.....

Fitaka avy amin'ny devoly daholo izany ary ny tanjony dia ny hanaratsiana ny kristiana sy ny finoana kristiana....(toy ireo ambony ireo)...

Fa efa tonga hoy aho kristy mampianatra ankehitriny ilay tena fampianarana tsy misy kilema...raha mangetaheta ianao dia araho fa hazava aminao ny zavatra rehetra....
Ary hanitsy izany diso rehetra rehetra izany no nahatongavany satria efa tena akaiky dia akaiky ny farany....

Inona indray re ty ambaran'i RBNIR ity e? Mba mieritrereta tsara hoa ianao va manoratra, tonga mampianatra aona Kristy? Mba hainao ve fa tsy hiverina hampianatra izany intsony Kristy fa raha hiverina izy dia efa mission hafa no hahatongavany?
42. RBNIR ( 09/01/2020 12:24)

gasy1zay:

tahaka ity nataon'i Kristy tamin'i paoly ity no ataony ankehitriny gasy1zay...

Gal.1:11,12
11 Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany.

12 Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany.

Paoly hono dia tsy nampianarin'olona fa nampianarin'i Kristy mivantana (tahaka ireo apostoly efa voafidy teo aloha)

Ny atao hoe apostoly mantsy dia olona
1- fidin'i Kristy mivantana tsy misy mpanelanelana
2- ampianariny mivantana ihany koa
43. rhaj0 ( 09/01/2020 14:50)
Danz be ihany ilay imazination-nareo rey olona (kristiana)

Raha hoe ilay tantara-angano ("imazinera" ilay lafiny "angano") t@ l'an-zero, no hoe inoana fa marina sy nitranga 100% tao, fa satria izay ilay kristianisma, dia mbola afaka mi-compr ihany aho @ maha-Atheist ahy.

Fa eto, dia hotry ny hoe, mirotsaka AO ANATIN'ILAY TANTARA koa HONO rizareo, @ izao taona-2020 izao.

Mahery ilay imazination-n'izy roaroa an...

Dia raikitra ny guerre d'imazination eo @ izy roaroa: Gasy1zay vs. RBNIR.

ka iza ho'a no ho lasa any @ afobe izany raha izany ee?...
44. RBNIR ( 09/01/2020 20:16)
rhaj0:

Dia raikitra ny guerre d'imazination eo @ izy roaroa: Gasy1zay vs. RBNIR.

Tsy voatery hoe ady no handraisana azy rhajo fa fifandresen-dahatra no tanjona ho aho....

Mazava ho azy, matetika ny olona manana firehana hiaro mafy ny zavatra efa noraisiny........
45. rhaj0 ( 11/02/2020 15:21)
Ity izany efa ofisialy tatsy, ary tsara ho fantatry ny rehetra ny @ ilay gasy iray izay, izay lasana aty Zamerika Avaratra aty, ary dia voaronjon'ilay revy hoe Born-Again na @ ilay "fahateraham-baovao". I Gasy1zay no anarany.. :-)

O ry vahoaka eeeee....:

[size=18]ary I Gasy1zay dia isan'ny "born-again", [/size]

[size=18]ary dia ao @ Gasy1zay ny Fanahy Masina[/size]

46. gasy1zay ( 12/02/2020 02:46)
rhaj0 > ny Born again efa nahazavain'i Jesoa an'i nikodemus 2000 taona lasa izay fa tsy hoe noforonin'i zamerikana ka

Jean 3 : 1 Mais il y eut un homme d'entre les pharisiens, nommé Nicodème, un chef des Juifs, 2 qui vint, lui, auprès de Jésus, de nuit, et lui dit : Rabbi, nous savons que tu es un docteur venu de Dieu; car personne ne peut faire ces miracles que tu fais, si Dieu n'est avec lui. 3 Jésus lui répondit : En vérité, en vérité, je te le dis, si un homme ne naît de nouveau, il ne peut voir le royaume de Dieu.
47. rhaj0 ( 12/02/2020 13:16)
eny ho'a ee..
fa avereno kely indray hoe ilay nolazainano in-1 mandeha ry Gasy1zay, toatoa ny hoe:

[size=14]... rahefa "born-again", dia tena miverina madio indray,
... ary dia (tena naman'ny) "virgin-again".[/size]

Tena mbo amafiso hoe raha marina io na tsy marina ry Gasy1zay?
TEna mba miangavy eee :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2934