Angano Arira an-tsary

81. rhaj0 ( 17/01/2020 17:31)
TSy tohizako ilay resaka ho fanajana an'i Paoly. Efa hita io fa mivaralila I Paoly,
tsy mieritreritra tsara alohan'ny hitenitenenana.
Dia mbola velabelarina lava eto foana ve ry RBNIR ny hadalan'i Paoly a??
Tena tsisy antra mihintsy 'le nareo 'tony ry RBNIR :-)


Korintiana 7
27 ...Aza mitady vady.
28 Nefa na dia hanam-bady aza ianao, dia tsy manota tsy akory



Ohatra ny Didy 10 izao raha atao @ style-n'i Paoly, dia toa izao:


27: AZA mangalatra.
28: Nefa na dia hangalatra aza ianao, dia tsy manota tsy akory.
82. RBNIR ( 18/01/2020 03:55)
Mianara mihitsy aloha ianao grammairr CIA avereno vakiana tsara daholo NY dikanteny vahiny sy Malagasy fa tsy imperator io fa conditionnel sady tsy afaka generaliisena sayria tranga manokana
83. rhaj0 ( 24/01/2020 22:20)
Io azany jereo kely ny tabilao ry RBNIR, dia araho ny fampianaran'ny sipakely eee..
Tena ho anao RBNIR mihintsy ny hafatrany :-)



Ary fantaro ary aza hadino mandrakizay fa sitrak'Andmntra no nanoratan'Isipakely an'io ;-)
84. rhaj0 ( 02/02/2020 16:37)
85. rhaj0 ( 07/02/2020 04:39)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1751