Angano Arira an-tsary

21. RBNIR ( 19/12/2019 07:32)
« [Fanoharana ny amin'Ohola sy Oholiba hampiseho ny nijangajangan'i Samaria sy Jerosalema] Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: » (Ezekiela 23:1)

Naka ohatra tamin'ny fanaon'ny vehivavy janga 2 Andriamanitra entiny hanehoana ny faharatsiana (fivadihana na koa fiodinana) nataon'i Samaria sy Jerosalema..;

Efa nambarako fa ny fiangonan'Andriamanitra dia raisiny tahaka ny vadiny....« Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin'ny razany tamin'ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta; Fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, Nefa Izaho no vadiny*,hoy Jehovah.[Na: tompony] » (Jeremia 31:32)


Ary matetika ny fiangonana lazainy hoe vehivavy ao anaty baiboly....ka ny fiangonana mivadika amin'i Jehovah dia matetika oharin'ny amin'ny vehivavy janga foana...
22. rhaj0 ( 19/12/2019 17:36)
rhaj0:

Mba mitantara angano arira (-mbazaha) i Bainina kely tamin-janany



– Ezekiel 23:20
“There she lusted after her lovers, whose genitals were like those of donkeys and whose emission was like that of horses. ”

Fa mba menatra ihany i Andrianaivoravelona teo ampandikana ity angano arira (-mbazaha), ary dia novainy ilay "Tenin'Andrmntra", dia ny Baiboly.. :-)

Ezekiela 23:20
Fa izy dia maimay tamin'ireo lehilahiny, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin'ny soavaly.

RBNIR:
ny fiangonana mivadika amin'i Jehovah dia matetika oharin'ny amin'ny vehivavy janga foana...

Eny azany ry RBNIR mba tsy ifandirana...

Ary ilay "genitals.. of donkeys", na ilay "filahian'apondra" izay giladiny be izany ampitahaina @ inona @ "fiangonana mivadika" re ry RBNIR???

Ary ilay "emission... of horses", na ilay "ranon'ainan-tsoavaly", izay mitobaka be izany ampitahaina @ inona @ "fiangonana mivadika" koa re ry RBNIR??
23. RBNIR ( 20/12/2019 06:35)

rhaj0:

rhaj0:

Mba mitantara angano arira (-mbazaha) i Bainina kely tamin-janany



– Ezekiel 23:20
“There she lusted after her lovers, whose genitals were like those of donkeys and whose emission was like that of horses. ”

Fa mba menatra ihany i Andrianaivoravelona teo ampandikana ity angano arira (-mbazaha), ary dia novainy ilay "Tenin'Andrmntra", dia ny Baiboly.. :-)

Ezekiela 23:20
Fa izy dia maimay tamin'ireo lehilahiny, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin'ny soavaly.

RBNIR:
ny fiangonana mivadika amin'i Jehovah dia matetika oharin'ny amin'ny vehivavy janga foana...

Eny azany ry RBNIR mba tsy ifandirana...

Ary ilay "genitals.. of donkeys", na ilay "filahian'apondra" izay giladiny be izany ampitahaina @ inona @ "fiangonana mivadika" re ry RBNIR???

Ary ilay "emission... of horses", na ilay "ranon'ainan-tsoavaly", izay mitobaka be izany ampitahaina @ inona @ "fiangonana mivadika" koa re ry RBNIR??


Hanehoana ny faharatsian'ilay sain'ireo vehivavy (fiangonana) ....Otran'izay izany ny fahatsapan'Andriamanitra ny fiangonana miodina (sodokan'ny...........

« Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy; » (Eksodosy 20:5)

24. rhaj0 ( 20/12/2019 13:41)
RBNIR:
... dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika... (Eksodosy 20:5)

Nataoko fa rehefa tezitra giravibe @ ireny tsivalahara ireny fotsiny ny olona, dia mba fon'olona ihany, dia vaky vava toa izany, f'izany hoe tsy tena litteralement izay no tiana hitranga.

@ fo tony sy saina tsy miangatra, inona tokoany moa no hidiran'ilay zanaka/zafiafy/zafindohalika menavava tsy manan-tsiny @ izay nataon'ilay tsivalahara teo??

Kay izany ilay Andrmntry ry Exodosy ka tena (olon-)doza be toa izany... anarany fotsiny (midoka-tena ho) omnipotent sy omniscient sy omnipresent sy izay adjectifs manja rehetra, kay sakay kely rano, ka zazakely atsy no mba hanaparana ny maha-omni-omni Azy ao.


Tena TSY takatr'ilay Andmntra mihintsy izany hoe, "fo tony sy saina tsy miangatra" izany, indrindra koa izany hoe, "amour inconditionnel" sy ny "esprit scientifique" izany eee...


En tout cas... TSISY mahakitikitika ahy (sy anay Atheist) izay ozonozon'izay Andmntra Exodosy vonto fankahalana izany ee... :-)

(satria raha ny tena izy tokoany, dia ilay beantitra nanoratsoratra ny Exodosy no mitapison tao, ary tena tsisy fitombenany izay "voasoratra" tao, fa hadalan'izay mbola mamaky dia mino an'izany no betsaka)
25. RBNIR ( 20/12/2019 13:59)
enga anie ka hampahiratra ny masonao Izy
26. rhaj0 ( 20/12/2019 14:28)
"nihiratra" tokoany ny voamasoko nony nahita fa ...
27. rhaj0 ( 20/12/2019 14:57)

IKorintiana 1: 19
Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala (Isaia 29:14)


Ihomehezan'ny olona malakolako fotsiny...
avelao hiraparapa ao @ hatezerany sy feno fankahalana irery ao :-)
28. rhaj0 ( 20/12/2019 15:05)


Inona tokoany moa ny famaritana ny "rape" na "viol"?
Hoe TSY nifanekena ny firaisana.


Ka neken'Ikala Maria ve ny hametrahan'i Andrmntra ny supermataozaohidany ao an-kibony??

Averina indray: nifanekena ve ilay firaisana ka nahazoana ny zazakely??
29. RBNIR ( 23/12/2019 13:51)
rhaj0:

IKorintiana 1: 19
Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala (Isaia 29:14)

Mila vakiana koa ny andininy hafa mba hamantarana ny tena tiany holazaina...
19
Fa voasoratra hoe:Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala (Isaia 29:14) .
20
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao?
21
Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy hahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
22
fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena,

Andininy faha 20 no hamaritany an'ilay hoe fahendrena nampodiana ho adala : hendry, mpanora-dalàna mpiady hevitra, ireny no voalaza fa hofoanana....izany hoe raha tsorina dia ireo maneho fahendrena hanaporofoana ny tsy fisian'Andriamanitra sns.....Ireny dia tsy hahatonga ny olona hahalala an'Andriamanitra...

Fany toriteny (toa adaladala andininy faha 21 no nankasitrahan'Andriamanitra)

Izany hoe tsy ny fahalalana sy ny fahendrena (intelligence et connaissance) no nofoanana fa ireo fisainana miseho ho hendry ka mandà ireo mpitoriteny adaladala izay ankasitrahan'Andriamanitra....
30. RBNIR ( 23/12/2019 14:04)

rhaj0:



Inona tokoany moa ny famaritana ny "rape" na "viol"?
Hoe TSY nifanekena ny firaisana.


Ka neken'Ikala Maria ve ny hametrahan'i Andrmntra ny supermataozaohidany ao an-kibony??

Averina indray: nifanekena ve ilay firaisana ka nahazoana ny zazakely??

Tsara raha mba asianao toko sy andininy mazava...

Ato izao tsy misy ireo voalazanao ireo mihitsy aloha.... (luc.1:35)

https://saintebible.com/luke/1-35.htm
31. RBNIR ( 25/12/2019 06:51)
32. rhaj0 ( 31/12/2019 03:15)
Tratry ny fety k'lou ry RBNIR aa :-)

Fa hozy i Lioka 1:30 (dika ao @ baiboly.org)
Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa [size=16]nahita fitia[/size] tamin'Andriamanitra hianao.

Efa NAHITA fa tsy hoe HAHITA. Izay no voasoratra. Teboka.

Efa tafapetraka ny sioperimataozaohida, izay vao nampahafantarin'ny Anjely i Maria fa ho bikina.

Aiza ilay CONSENTEMENT talohan'ny fametrahana sioperimataozaohida ry RBNIR aa???
Talohany ho'a fa TSY taorianany an..


Fanampin'izany, ary vao mainka loza, dia

1. Dieu Le Père anie no nametraka siopermataozaohida tao an-kibon'i Maria. Averina indray Le Père. Satria HONO zanany daholo daholo raolona, i Maria koa izany zanany

2. ary vao 12 taona koa kay i Maria t@ izany fotoana



Ka raha fehezina, dia
- rape na viol na fanolanana no nitranga, satria TSISY 'consentment'
- inceste no nitranga, satria ilay Le Père no "nahita fitia" tamin-janany
- "nahita fitia" tamina Mineure ilay Bainina; izay no nitranga, ary izay no voasoratra.


Dia hilaza indray izao i RBNIR fa 'normal' izany rehetra izany 'taloha', t@ 'didy aman-dalàna taloha', t@ l'an zero tao moyen-orient, fa ny ankehitrio no asa.



Fa dia arahabaina izany nareo ry RBNIR, manao fety (isan-taona) ankalazana ny
... RAPE - INCESTE - FITIA @ MINEURE ...

Ka tena faly izany nareo tao ry RBNIR??
33. RBNIR ( 31/12/2019 05:40)
dia hita marina tokoa fa mitady izy hanoherana sy hanaratsiana fotsiny ianao rhajo....

Efa tafapetraka ny sioperimataozaohida, izay vao nampahafantarin'ny Anjely i Maria fa ho .....

nefa maria ary taorian'io Lio.1:30 io mbola nilaza tamin'ilay anjely hoe....

« Ary hoy Maria tamin'ilay anjely: Hanao ahoana re no hahatanteraka izany, fa tsy mahalala lahy aho? » (Lioka 1:34)

Dia novalin'ilay hanjely hoe....

« Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary hisy herin'ny Avo Indrindra hanaloka anao; koa ny Masina Izay hateraka* dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra.[*Na: haterakao] » (Lioka 1:35)

tsy mahagaga fa rehefa tsy maharesy lahatra intsony ny mpanaratsy dia "mamorona", mandainga ary manaratsy sisa no fiadiana ataony....

Mba menatra e!!!



34. rhaj0 ( 31/12/2019 18:07)
TSY manaratsy aho ry RBNIR fa mba mamelabelatra ny fandehany fotsiny aaa...

Fa raha "ratsy" ny fandehany tao, hozy i RBNIR, dia TSY izaho re no nanao izany, fa izay "nanao sy nahita fitia" tao no nanao tao ee...


Fa eny azany fa efa nampahalalaina mialoha ny ametrahana ny siopernataozaohida ao ankibon'i Maria, ary dia arak'i Lioka 1:30 (dika ao @ baiboly.org) dia ... "nahita fitia tamin'Andriamanitra" i Maria.

haleloia !.. hozy Bor2lais izay :-)


Dia ahoana @ izay azany ilay INCESTE sy ny "manao fitia" amina Mineure ry RBNIR???
Ilay zavavy anie vao 12 taona fotsiny eee.. ary i Le Pere-ny io "nahita fitia" taminy io

Ary koany koa, vao nifamofo t@ Josefa koa anie i Maria teo ee...
Dia efa namita-bady koa izany i Maria. Ary mpangala-bady i Bainina???


Io ho'a ry RBNIR eritrereto tsara ny Tantara ao, fa TSY izaho no henjehinao eto.
Izay "nanao sy nahita fitia" tao enjehinao ry RBNIR aaa.... :-)





[/quote]
35. RBNIR ( 02/01/2020 03:43)
Maria 12 taona? tsy voasoratra anaty baiboly....

Lioka 1:42
[42]dia niantso tamin'ny feo mahery hoe izy: Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao.

Ny olona antsoina hoe vehivavy dia efa tonga taona raha tsy izany dia lazaina hoe zazavavy...

Fanampiny tsy nisy acte sexuelle teo fa asan ny Fanahy masina. Lio. 1:35
Efa nohazavaina teto fa natao mère porteuse fotsiny ihany. ….
Diso ihany koa ny filazanao fa tsy nisy consentement.,, hoy maria hoe...
Lioka 1:38,42
[38]Dia hoy Maria: Inty ny ankizivavin'ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.
36. rhaj0 ( 02/01/2020 15:16)
TSY voasoratra tanaty Baiboly tokoany hoe I Maria dia 12 taona, fa ny mpandalina (kristiana sy jiosy) rehetra dia efa samy manaiky an'izany. Ary I Josefa dia efa anti-dahy koa t@ io. Vadiny faha-2 i Maria.

Fa tsy maninona koa azany fa atao hoe efa majeure HONO izany I Maria, hozy RBNIR (irery) eee....

Ka dia asorina ny RAPE, dia asorina koa ny MINEURE.

fanontanin'i rhaj0 - mbo valio kely ry RBNIR azafady:

Dia ahoana @ izay azany ilay INCESTE [size=4]sy ny "manao fitia" amina Mineure[/size] ry RBNIR???
Ilay zavavy anie [size=4]vao 12 taona fotsiny eee.. ary[/size] i Le Pere-ny io "nahita fitia" taminy io

Ary koany koa, vao nifamofo t@ Josefa koa anie i Maria teo ee...
Dia efa namita-bady koa izany i Maria. Ary mpangala-bady i Bainina???


Io ho'a ry RBNIR eritrereto tsara ny Tantara ao, fa TSY izaho no henjehinao eto.
Izay "nanao sy nahita fitia" tao enjehinao ry RBNIR aaa....


Dia ahoana koa ilay zanak'ilay Vaviantitra ao @ ilay notantarain'i Lioka io, vaviantitra izay na dia efa momba azany koa izy teo, dia mbola nahazo zazakely, noho ny herin'Atra?
Dia "zanak'Atra" koa ve ny zanak'ilay vaviantitra sa....


Hazavao tsara @ antsipiriany ny tantara ry RBNIR aa... hanontanio an'i HRNRN ao, ary dia valio "maimaim-poana" eto ee...
Miandry valiny @ tsirairay @ ireo aho :-)
37. RBNIR ( 03/01/2020 04:26)

rhaj0:

Dia ahoana koa ilay zanak'ilay Vaviantitra ao @ ilay notantarain'i Lioka io, vaviantitra izay na dia efa momba azany koa izy teo, dia mbola nahazo zazakely, noho ny herin'Atra?
Dia "zanak'Atra" koa ve ny zanak'ilay vaviantitra sa....


Hazavao tsara @ antsipiriany ny tantara ry RBNIR aa... hanontanio an'i HRNRN ao, ary dia valio "maimaim-poana" eto ee...
Miandry valiny @ tsirairay @ ireo aho :-)


Tsy voalohany io fa efa fanaon Andriamanitra
Genesisy 17:17-19
[17]Dia niankohoka Abrahama ary nitsiky, dia nanao anakampo hoe: Hiteraka va aho, izay efa zato taona? ary hiteraka va Saraha, izay efa sivi-folo taona?
[18]Ary hoy Abrahama tamin'Andriamanitra : Enga anie ka Isimaela no ho velona eo anatrehanao!
[19]Ary hoy Andriamanitra: Tsia, fa Saraha vadinao hiteraka zazalahy aminao; ary ny anarany dia hataonao hoe Isaka; ary ny fanekeko haoriko aminy ho fanekena mandrakizay ho an'ny taranany mandimby azy.

2 Mpanjaka 4:14-17
[14]Ary hoy Elisa: Fa inona ary no hatao ho anao? Dia namaly Gehazy hoe: Tsy hitanao va fa tsy manan-janaka izy, sady efa antitra ny lahy?
[15]Ary hoy Elisa: Antsoy ary izy. Ary nony nantsoiny izy, dia nitsangana teo am-baravarana.
[16]Dia hoy izy: Raha mby amin'ny fotoana, raha avy ny taona toy izao, dia hitrotro zazalahy ianao. Ary hoy ravehivavy: Tsia, ry tompoko, lehilahin'Andriamanitra, aza mandainga amin'ny ankizivavinao.
[17]Koa nefa nanan'anaka tokoa ravehivavy, ka nony niherina ny taona, dia tera-dahy izy tamin'ilay fotoana nolazain'i Elisa taminy.
38. rhaj0 ( 03/01/2020 13:00)
TSY sahy mamaly fanontaniana mivantana ary mazava ry RBNIR fa mihodikodina menatra ao.

Eny azany fa ampiako ee... atao tsotsotra: ny an'ireo lahiantitra sy vaviantitra TSY miteraka, dia hozy Atra hoe, pouh pouh pouh... mihenjAna ry taova, miveloma ry tsiranoka, ary dia rehefa natsofoka ny siopermataozaohida dia ni-feconder ny oviola.


Fa ny an'i Maria kosa, dia satria
- zanak'i Andmntra mihintsy HONO I Jesosy, hozy ny eraky ny baiboly
- siopermataozaohidan'Andmntra mihintsy no ao an-kibon'i Maria, ary hozy mihintsy azany I Lioka hoe "nahita fitia t@ Andrmntra" I Maria

.. dia ahoana izany io ry RBNIR?? Aza ahodikodina dia totofana ny resaka ry RBNIR aa...
Averina indray:

Dia ahoana @ izay azany ilay INCESTE [size=3]sy ny "manao fitia" amina Mineure[/size] ry RBNIR???
Ilay zavavy anie [size=4]vao 12 taona fotsiny eee.. ary[/size] i Le Pere-ny io "nahita fitia" taminy io

Ary koany koa, vao nifamofo t@ Josefa koa anie i Maria teo ee...
Dia efa namita-bady koa izany i Maria. Ary mpangala-bady i Bainina???
39. RBNIR ( 04/01/2020 18:50)
Averiko indray ary rhajo tsy nisy acte sexuelle teo fa asan ny Fanahy Masina ary maria dia mere porteuse fotsiny ihany lio. 1:35
Acte noble sy saint no nataon ny Fanahy Masina fa tsy araka ny eritreritrao ary voninahitra ho an i maria ilay izy fa tsy henatra akory ary na dia ankehitriny aza dia mbola be dia be mihitsy no maniry ny toerany

Lioka 1:46-49
[46]Ary hoy Maria: Ny foko mankalaza ny Tompo,
[47]Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
[48]Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy. Fa, indro, hatramin'ny ankehitriny dia hataon'ny taranaka rehetra ho sambatra aho.
[49]Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany.
40. rhaj0 ( 05/01/2020 14:32)
Io indray Rabetsindrontsindroka RBNIR. Efa namena tetsy ambony ity, fa dikadikan-dry RBNIR fotsiny.

Fa hozy i Lioka 1:30 (dika ao @ baiboly.org)
Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa [size=14]nahita fitia tamin'Andriamanitra [/size]hianao.



Dia inona ny dikan'ny hoe [size=18]nahita fitia tamin'Andriamanitra [/size] ry RBNIR??


Aza mba dikadikainao RBNIR ao foana ho'a ilay hoe "Tenin'Andriamanitra" eee..
"izay voasoratra dia voasoratra".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912