Misy nana kely mivoaka ny maha lehilahy

1. jaspyfanoela ( 05/12/2019 04:27)
Salama tompoko !! Mba mila torohevitra sy fanampiana avy aminareo.
Izaho dia 2 andro Zay no nisy nana kely mivoaka ny maha lehilahy ahy, talohan'io dia nangidihidy aloha ilay izy dia avy eo hitako ny caleçon-ko nisy ohatra ny nana izany! Marihana fa tsy misy fanaintainana mihitsy ny vatako na kely aza fa rehefa mipipi fotsiny dia enoko toa mangirifiry kely ilay izy
-Inona no mety mahazo ahy azafady? Dia inona no tokony ataoko ho fitsaboana azy?
novalian'i melloS ny 10/01/2020 19:23
2. DotMG ( 05/12/2019 14:12)
1. Don't korapaka
2. Don't dokotera tena
3. Don't menatra
4. Don't manontany amin'ny internet

Tonga dia mandehana mijery mpitsabo. Aza manambany ny fianarana 7 taona (raha kely) nataon'ireny mpitsabo ireny.
3. hery ( 05/12/2019 21:40)
Nanao firaisana tsy misy fiarovan-tena vao tsy ela loatra? Mety MST izany fa manatona dokotera.

Dia ilazao ilay vehivavy fa tokony hitsabo tena koa.
4. melloS ( 10/01/2020 19:22)
ra namonjy radoko tokon efa ho sitrana kos zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2536