IRENY NO ATAO HOE ORANA MANASARA-TAONA

1. RUZ9 ( 29/11/2019 09:39)
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra.
Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : Oviana no nanomboka ny fahavaratra 2019-2020?.
Raha tsy mitsokatra dia ity rohy ity no ataovy fikarohana : http://cyrius.unblog.fr/?p=2359.
Marihina fa mananika ny 56 000 ianareo izao no efa nitsidika an'ity tranonkala ity ary izay tafiditra tamana.
novalian'i RUZ9 ny 13/12/2019 09:53
2. RUZ9 ( 13/12/2019 09:53)
Voaporofo izao izay voalaza teto, fa levona an-tanety tokoa izao i Belnà rehefa voalazantsika mialoha amin'ny pejy etsy ambony izany
Nahazo tombony ny tantsaha izay nanaraka ny teniko.
Milaza miara-mahita aho izao raha hilaza aminareo amin'ny ministeran'ny Kolontsaina hoe Ihemory ilay famoronana daty ho taom-baovao malagasy fa iankinan'ny aim-bahoaka ny fanandroana ka tsy ataotao foana.
Ireo olona olona mitady toerana tsy azy, taranay ry "Rainibebo" sy "Renibebo", te haniry eo ambony namana toy ny orchidée no maika amin'izy ity.
Ity ihany no azo ekena : Le prince de la paix
Ity atao fikarohana azfady raha tsy misokatra : http://cyrius.unblog.fr/?p=1808
Sahia misy miady hevitra amiko amin'io fa hamaly tokoa aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935