ORANA MAMPISARA-TAONA ILAY TEO Ô

1. RUZ9 ( 29/11/2019 09:37)
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra.
Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : Oviana no nanomboka ny fahavaratra 2019-2020?.
Raha tsy mitsokatra dia ity rohy ity no ataovy fikarohana : http://cyrius.unblog.fr/?p=2359.
Marihina fa mananika ny 56 000 ianareo izao no efa nitsidika an'ity tranonkala ity ary izay tafiditra tamana.
novalian'i RUZ9 ny 13/12/2019 09:36
2. RUZ9 ( 13/12/2019 09:36)
Voaporofo ary ny fahamarinan'izay efa voalazako mialoha teto.
Levona an-tanety tokoa ny Rivo- doza Belna.
Efa naparitantsika mialoha tamin'ny pejy Facebook-n'ny Météo, sy ny ministera rehetra voakasika izany ankoatry ny teto ka mbola azonao jerena.
Ity koa pejy momba izany efa nosoratantsika volana maromaro lasa izay : Iza no tompon'ny Fanandroana Malagasy ?
Ity ato fikarohana azafady raha tsy misokatra : http://cyrius.unblog.fr/?p=2022
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0921