RUZ9 - 29/11/2019 10:35
|
![]() Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : Oviana no nanomboka ny fahavaratra 2019-2020?. Raha tsy mitsokatra dia ity rohy ity no ataovy fikarohana : http://cyrius.unblog.fr/?p=2359. Marihina fa mananika ny 56 000 ianareo izao no efa nitsidika an'ity tranonkala ity ary izay tafiditra tamana. |