You are here: home > Forum

Momba ny teny malagasy, tsy hitako tsara raha tsar...

Lohahevitra : Fanabeazana
Fitohizan'ny hafatra : Momba ny teny malagasy, tsy hitako tsara raha tsar...
Valiny : 1
Nav - 16/11/2019 08:50
Momba ny teny malagasy, tsy hitako tsara raha tsara fiditra aho fa eto amin'ity lohahevitra "Fanabeazana" ity no hanoratako.
Fanasana no ataoko: asaina ianareo hanaraka ny lahatsoratra "NY ABIDIA MALAGASY" ao amin'ny facebook: miisa 15 izao ny lahatsorata nivoaka ka tsy hay alefa eto amin'ny "serasera" fa lava loatra.
Famintinana: Ovaina ny "abidia" ankehitriny tsy mahomby ary soloina "Ny Abidia malagasy 1911" efa notapahin'ny Akademia Malagasy tamin'ny 1911 saingy nsakanan'ny Fanjakana kolonialy.
Fohazina io abidia io, tena manaraka ny fitsipiky ny "Association Phonétique Internationale" ARY TENA MAHOMBY.
Valio | Miverina eny ambony
jaspyfanoela - 05/12/2019 05:20

Nav