Tsy natao ho anao

1. Jj.be ( 26/09/2019 19:31)
Mba nangataka ny fitiavanao aho mba hitsetra ity foko kely nanam-paniriana
Ka namentso ventso ny hiantsampy eo an-tratranao hiara-higoka hamamiana
Saingy ilay andro iray iny aho dia ankona tanteraka tsy nahateny fa gina
Satria nolavinao ho olo-tina ka dia alahelo no namely ny alina mangina
Ka lasa nofy ratsy lay mba vinavina

Ref: Izaho anie tamreny,naniry fatratra ny ho sakaizanao,Tomefy fitiavana ny tato am-poko mba te-homalalanao fa dia nolavinao,Fa amizao kosa vitako tanteraka ny nanadino anao
Saingy enao ndray zao no mitalaho nefa efa misy olona any nomeko an'ilay tokony ho anjaranao

Taty aorina enao nikaroka ahy mba te ahita an'ilay tavako voafilafila fahiny
Mievitra ahy ho mbola latsa-paka ka hikasa hilalao an'ty foko tsy manan-tsiny
Nefa diso hevitra enao raha ao amiko no hikasa hivahiny
Napetrako aminy tompony ny fanalahidy fa raha zaho aloha dia tena milatsiny
Satria ve ianao nomeny lamosina ka hitodi-doha aty aminah
Zaho efa tsa safo2 ny foko ka nahita tory tsy ifoha aminao
Efa nihidy lay foko
novalian'i Jj.be ny 18/11/2019 07:36
2. elienantenaina ( 13/11/2019 04:56)

Jj.be:

3. Jj.be ( 18/11/2019 07:36)
fa ahoana io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1742