TANTARA MIAFIN'I MADAGASIKARA

1. RUZ9 ( 19/09/2019 11:01)
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao,
eny, hatramin'ny angano aza namboarina hifanaraka amin'izany.
Ato amin'iity rohy ity ireo tantara nafenina : Tantara miafin'i Madagasikara,
Raha tsy misokatra dia ity atao reherche : http://cyrius.unblog.fr/?p=2281
Mazotoa manaraka toa an'ireo mpitsidika 52 360 nanaraka azy.
novalian'i RUZ9 ny 30/12/2019 10:28
2. Calinbrandon ( 23/10/2019 07:47)
Misy diso ny voalaza ao.
Andriamiaramanjaka ohatra dia tsy Arabo.
3. RUZ9 ( 30/12/2019 10:28)
Raha mamaky tsara ao ianao, hahita fa tsy zanak'Andriamiaramanjaka Andrianampoinimerina, fa arabo ny rainy, Salaam no anaran'io rainy io. ka izay no nahatonga ny anaran'Andrianampoinimerina ho IBN Salaam, izany hoe zanak'i Salaam.
Tsy imboa na amboa velively ilay teny voalohany amin'ny anaranay.
Anarana miavona sy mitory fanambonian-tena hatrany no fitondran'izy ireo tamin'izanay, toy ny hoe : Andrianjafinandriamanitra, Andriambelomasina, sns...
Ary na ny anaran-dRadama, zanaka natsangan'Andrianampoinimerina aza, anarana miavona.
Ny Ilaidama mantsy fandikana amin'ny teny malagasy fotsiny ny teny hebreo hoe : El Adonaï,
Araho ato ny fanazavana dia hahita maro ianao : (tsindrio ity rohy ity)
Na ity atao recherche raha tsy misokatra http://cyrius.unblog.fr/?p=1876
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2727