Mirary tsodrano

1. saho ( 08/09/2019 06:09)
Fotoana lehibe manandanja amin izao fahatongavan ny lehiben ny finoana kristiana origine izao
Inona no atao hoe origine finoana

Tantara manana ny azy ny finoana origine. tsy azo raisina fotsiny ny lafy ratsy fa origine mijanona origine

Finoana catho ve enao, finoana FJKM ve enao , finoana Anglikana ve enao, finoana loterana ve enao , finoana sekta ve enao, finoana temoin de jehovah ve enao, finoana samihafa ve enao

Fakafakao ny finoana tena origine fa Andriamanitry Abrahama dia nahatonga fizarana finoana origine telo tsy iza fa finoana jiosy sy finoana Kristiana, ary ny finoana silamo

Jesosy Kristy anefa dia iray ihany, izy no efa maty ho antsika rehetra ary namonjy ny mpanota rehetra ka voavonjy rehefa mino tanteraka

Fakafakao ny tantara hatraminy taonjato nidiran ny misionera samihafa tao Gasikara

Isika dia finoana Anglikana no voalohany noraisin ny Mpanjaka MG taonjato 1896 tany ho any ary akaiky ny Mpanjaka MG io satria misionera anglisy no misy Mpanjaka sns...Fakafakao

Be dia be tokoa ny ady taty Europe noho ny antony finoana, Mpanjaka FR niady tamin ny Mpanjaka Anglisy sy ny sisa tsy ary votanisa

Fakafakao ary mirary tsodrano anareo rehetra MG amin izao andro lehibe izao.

Andriamanitra tokoa anie no ho voninahitry ny vavaka atao ary hihaino ny vavaka izy ary hitondra fiovana mazava amin ny alalan i Jesosy Kristy. Amen!
novalian'i rhaj0 ny 30/11/2019 02:50
2. saho ( 08/09/2019 09:08)
Tantara finoana sy fiantomboan ny fanatsarana ny fiainana handroso ho lavorary ara toekarena erantany indrindra teto europe sy tany amerika niseho ary mbola mitohy hatramin izao

Fahafahana ny olombelona na fahalalana miafina
Nanomboka ny fivavahana ISIS, nifototra amin ny fitiavana, ny finoana Egyptiana izay tsy mety maty mandrakizay ( Vehivavy no fototry ny finoana egyptiana fomba fiseho fanadiovana ny fanahy), tany Roma no mahita ny famantarana fototra vato vita marmora seho tongotra , izay avy amin ny finoana ISIS. Izay mifototra amin ny fomba fahaterahana na fahatongavan ny fanahy ety an tany indray, izany hoe tsy mety maty ny fanahy. Izay no atao hoe finoana egyptiana taloha.

Ny finoana kristiana katolika dia mifono avy amin ny masina maria izay nitondra vohoka an i Jesosy Kristy, mifono fa tsy ho very izay mino azy fa hanana fiainana mandrakizay!

Secret Society (Fikambanana miafina)
Ireo mpikambana ao amin'ny Freemasons (Franc macon)
Ny finoana eo amin'ny tanjona iraisana, anisany Tao Mpikambana Churchill (Angletera), Goethe (allemand), George Washington (USA)
Tany Londres misy ny fikambanana zokiny indrindra mitoetra manerana izao tontolo izao. Franc macon izay fomba fahaizana sy fitaovana lehibe indrindra hanamboarana na hampandrosoana ny endriky ny trano na atao hoe architecture na ny hay amanjery momba ny vato rehetra, nafenina izany fahaizana izany ary tsy natao ho fantatry ny maro an isa, voafetra ny olona mahazo mikambana ao aminy. Ankehitriny mbola hita ny asa vitan ireo mpikambana toa ireo kathedraly any angletera, frantsa, allemagne na koa ny fanamboarana ny tanana ao New York sns....

Misy tsangambato mandrakizay ao amin'ny tendrombohitra nisy ny tempolin ny Mpanjaka Solomona ..any Jerosalema izay fototry ny Fivavahana Jiosy Kristiana ary silamo mifototra amin'ny tempoly masina io. Satria masina ilay toerana dia azon ny franc macon indray izany tamin ny fotoana ady taona 1300 ary naharitra 80 taona tao ry zareo no nitondra fanjakana.

Farany niparitaka erantany ry zareo, dia nanao fanatsarana ny endriky toerana sy fanatsarana ny fiainan ny maro an isa.
Betsaka ny tantarany, ary ankehitriny mbola miseho ireo endrika fikambanana miafina, ary araka izy hoe miafina, dia tanjona finoana kristiana iraisana, ary toekarena (banky, tany, varotra erantany sns) iraisana no tena kianiny. Nisy tantara niseho koa fotoana tsy ela momba ny toerana vatican tao rom

Izay no fisehoany tantara finoana kristiana taloha e, ary mbola misy ankehitriny ary miafina.
Aiza ho aiza ny fahaizanao izao tantara izao,....
3. rhaj0 ( 30/11/2019 02:50)
Ka ndao iarahana visavisaina tsara azany ny Tantara ry Saho aaa...

i Jesosy dia zanaka Jiosy, ary nandeha nivavaka tany @ Sinagoga. Vita batisa ara-pomba Jiosy, 'tvilah"

Fony fahatanorany i Jesosy, dia tena saro-piaro ny 'tranon'Andrmntra', dia ny Sinagoga izany.

Fa nony avy eo tokoany, dia naninona, na nisy inona loatra azany, no nanary na niala ny Finoana Jiosy, dia ny Judaisme izany, izay finoan-dray sy reniny i Jesosy?

Dia naninona loatra tokoany no toa lasa fahavalon'i Jesosy ireo atao hoe 'mpisoronabe', izay tsy inona fa ny olombe ao @ Judaisma, ilay Finoana Jiosy ('origine' hozy Saho izay)?

Ary dia tena ahoana tokoany koa no nialana t@ Judaisma, ary nivadihana t@ Kristianisma?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5065