TROU NOIR SAGITTARIUS A.....FA MISY INONA AO AMIN'IZAO FOTOANA IZAO???

1. RBNIR ( 14/08/2019 08:37)
Nahoana no tsy fantatry manampahaizana mialoha ny zavatra hitranga????

https://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/trou-noir-supermassif-trou-noir-centre-voie-lactee-devenu-subitement-75-fois-plus-brillant-77215/#xtor=EPR-57-[ALERTE]-20190813

jereo ato amin'ity rohy ity ny secret momba ireny trou noir ireny

http://forum.serasera.org/forum/message/m5d3e8e2616077#m5d53c7c204d7e
novalian'i RBNIR ny 14/08/2019 12:21
2. rhaj0 ( 14/08/2019 10:50)
Fa azavaiko indray azany ny @ trou noir eee

1- ny trou noir dia i Einstein, efa 100 taloh,a no nanazava ny aminy ara-teoria. Niezaka ny hampiseho ZAVA-MISY izay mifanaraka @ izay teoria izay ny Fizisiana=Astronome. Ary efa ela no voaporofony izany.

2- Ka mivoatra hatrany moa ny Siansa, ary mivoatra miaraka @ izany koa ny Teknolozia vokarin'ny Siansa, Teknolozia izay ahafahana mitsikaroka Siansa, ary dia mivelatra hatrany ny fikarohana, Ary dia betsaka ny trou noir hita izao. Efa ela no hita io trou noir ato @ galaxie-ntsika io.

Ka dia vakio tsara indray ny lahatsoratra, sy izay lahatsoratra hafa rehetra, dia araho tsara, fa misy mikorapaka ve ny Siantista fa ho trohin'ilay trou noir ny systeme solaire kelintsika?

TSIA. TSY mikorapaja ny Siantista fa efa voakajiny ny fandehany. Teboka.


Fa i RBNIR moa, miaraka @ age mental-ny, dia rahefa mamaky Siansa, dia afangarony @ imazination-njazany, ary ampiany resaka manidina tsisy idiran'ny zava-misy. Takaitra azon'i RBNIR avy @ fievohana baiboly izany, fa tena tsisy anomezana tsiny azy.
3. RBNIR ( 14/08/2019 11:12)
rhaj0:

TSIA. TSY mikorapaja ny Siantista fa efa voakajiny ny fandehany. Teboka.

"Quelque chose que les chercheurs n'avaient pas anticipé."

Tena efa voakajy marina v rhajo????
4. RBNIR ( 14/08/2019 11:24)
Dia ho gaga ianao rehefa avy eo hiteny ny siantista hoe tena miala tsiny re olona fa tsy voakajinay iny.....

Ilay TROU NOIR BE (AFO BE) indro efa mitanatana hitelina ny masoandro sy izay rehetra ato amin'ity voie lactée ity????

Mba henoy ihany ilay zaza-bodo ry rhajo dia mibebaha a! sao ho tara ka hanenina...misy fetra ange hoy aho ny famindrapon'Andriamanitra e!

« Fa nolavinareo ny saina rehetra natolotro, Sady tsy nety nanaiky ny anatro ianareo: » (Ohabolana 1:25)
« Izaho kosa hihomehy, raha tonga ny fandringanana anareo; Handatsa Aho, raha tonga ny mahatahotra anareo. » (Ohabolana 1:26)
« Raha tonga ny zava-mahatahotra anareo tahaka ny rivo-doza Ary ny fandringanana anareo toy ny tadio, Ka manjo anareo ny fahoriana sy ny fangirifiriana, » (Ohabolana 1:27)
« Dia vao hiantso Ahy izy, fa tsy hamaly Aho; Dia vao hitady Ahy fatratra izy, fa tsy ho hitany Aho. » (Ohabolana 1:28)
« Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an'i Jehovah, » (Ohabolana 1:29)
« Tsy nekeny ny saina natolotro, Notsiratsirainy avokoa ny anatro rehetra, » (Ohabolana 1:30)
« Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny. » (Ohabolana 1:31)
5. RBNIR ( 14/08/2019 12:21)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325