You are here: home > Forum

Fanontaniana @ resaka fisakafoanana eto Tana

Lohahevitra : Fiaraha-monina
Fitohizan'ny hafatra : Fanontaniana @ resaka fisakafoanana eto Tana
Valiny : 0
harisoa32 - 07/08/2019 15:56
Salama daholo, ny tenako moa vahiny eto Tana ka tia haonontany hoe aiza no misy toeram-pisakafoanana madio nefa tsy dia lafo azo ihinanana an'ireto sakafo ireo:
lelan'omby sauce, trafo-kena (roho), viande de chevre, hen'ondry (sauce), nems.
Resto tsara, madio nefa abordable!
Misaotra mialoha ary mirary soa!
Valio | Miverina eny ambony