Fanontaniana @ resaka fisakafoanana eto Tana

1. harisoa32 ( 07/08/2019 13:56)
Salama daholo, ny tenako moa vahiny eto Tana ka tia haonontany hoe aiza no misy toeram-pisakafoanana madio nefa tsy dia lafo azo ihinanana an'ireto sakafo ireo:
lelan'omby sauce, trafo-kena (roho), viande de chevre, hen'ondry (sauce), nems.
Resto tsara, madio nefa abordable!
Misaotra mialoha ary mirary soa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2006