You are here: home > Forum

Johnny Clegg

Lohahevitra : Kolotsaina
Fitohizan'ny hafatra : Johnny Clegg
Valiny : 1
hery - 17/07/2019 19:52
Ny tena tsapako tanjak'i Johnny Clegg dia ny fanekeny niditra tao anatin'ny fokon'ny mainty hoditra na dia fotsy tanteraka aza izy. Modelin'ny intégration izay tokony hianaran'ny rehetra indrindra ireo miseho azy ho fotsy (na dia zarazara hoditra aza).

Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 18/07/2019 13:49
Izay aloha ry Hery dia tena marina.

Misy ny fotsy fa mainty fisainana
Valio | Miverina eny ambony