ALEF BAREA !

1. ravatorano ( 08/07/2019 12:36)
Napientanentana ny fo sy ny saina tokoa ny lalao nasehon'ny Barea ekipa pirenena malagasy amin'ny taranja baolina kitra.Ela ny ela ka nisy ny toy izao tafakatra any amin'ny ampahefa-daana amin'ny fifaninana isika ! miarahaba ny mpialao rehetra tsy ankanavaka ny mpanazatra ary ireo staff technique et medica nisika mpijery sy mpiti baolina kitra !
Alefa Barea an !Alefa ary tohizo hatramin'ny farany eeeeeee !manohana anareo ny tenanay na dia anaaty tee aza no hihorahanay sy hifalianay ny fandresenareo !Alefa aaaaaaaa !
novalian'i BENEM ny 29/11/2019 09:57
2. BENEM ( 29/11/2019 09:57)
Tsara ary tena mampietsipo tanteraka ny akipa barea.fa izao mila ianarana ny mifehy ny hafaliana rehefa avy mafaty baolina fa ny zavatra dia somary variana kely ao anaty 10 minitra eo ho eo rehefa avy mahafaty baolina dia manararaotra ny adva.Raha izay no voafehy tena sahiko ny milaza fa lasa lavitra tena lavitra be isika na CAN izany na MONDIAL
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3587