You are here: home > Forum

Mety mi-concerner-nao ity raha mipetraka any ivelany ianao, raha SANATRIA ka...

Lohahevitra : Tetikasa sy vinavina
Fitohizan'ny hafatra : Mety mi-concerner-nao ity raha mipetraka any ivelany ianao, raha SANATRIA ka...
Valiny : 1
harisoa32 - 02/07/2019 15:18
Ho antsika Malagasy mipetraka any ivelany, indrindra2 ho antsika mipetraka aty @ toerana hoe betsaka problème sociaux, betsaka olona mpanavaka, betsaka bavure policieres (nefa @ io izy firenena miseo hoe manaja zohon’olombelona indridnra eto an-tany), dia misy an’ity blog ity misy infos mety hanampy no sady manome toro-hevitra maro.
Arakan’ny lazainy, dia aza mijanona sans rien faire fa mba mahaiza maka actions ary ataovy ny démarche isan-karazany raha SABATRIA misy manjohanao na ny zanakao, na ny mpiray tampoho aminao:


http://conseilsmalala.unblog.fr/2019/07/02/ho-anreo-malagasy-mipetraka-any-ivelany-tsara-ho-fantatra-ireo-infos-ireto-en-cas-de-discriminations-voici-ce-quil-faut-connaitre/
Valio | Miverina eny ambony
Talii - 19/08/2019 20:52
Veloma daholo fa tsy azoko mihitsy ity site ity raha izany, hoe tsy maintsy mamaly forum nefa tsy misy mi interessé ahy, rahoviana izany vao afaka manoratra izay tiana hanontaniana?????????
Valio | Miverina eny ambony