kristiana pratiquant sy kristiana tsy pratiquant

81. RBNIR ( 08/08/2019 10:51)
rhaj0:

TSy mety takatr'i NytenakoIhany fa olom-bodo toa azy anie no namorona io resaka mazia-mirakla io. Fa fetsy ireo olom-bodo ireo, fa nampiany fampanantenana fa "manavotra mandrakizay" ilay mazia-mirakla.
(olom-bodo, @ heviny hoe, zaza bodo raha ny @ ambaratongam-pahalalany no jerena)

« Tamin'izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika. » (Matio 11:25)


Ary dia tena mandinika ihany Ilay Jesosy olom-bodo rhajo a! tamin'ny amin'ny 2000 taona lasa Izy dia efa nilaza toa io lazainao ankehitriny io...
82. NytenakoIhany ( 09/08/2019 05:23)
Ka ilay evitra entin'isé manoana tsy dia mitombona loatra nge ri ise e...fa na tinsé na tsia dia fantatro ny ahy ny inoko...tsy ho azo sy takatri'isé manampahalalana be io izany na ho azavaiko ary (indrisy mantsy)

Atongilano ary ny sofina dia asaivo mijery tsara ny maso, dia vakio tsara sady ezao takarina fa amaly an'ilay evitra mampihomehy ahy tsindraindray aho e...

Hoy ary ianao:
" io ilay lasa bilaguy aty aoriana ry NytenakoIhany aa... Hozy ny Sinoa sy ny Zaponey hoe. tena tsy mahay teny Zaponey ilay Andrmntr'Israely, ary tsy mahalala ny kolotora Sinoa efa aman'alin'ny taona, izay naha-botrabotra azy rehetra tao "

Averiko @ilay resaka finoana, finoana misy zavatra inoana dia misy mpino...fa ao anatin'izay tokony isy fitaovana ampiampita ilay finoana (Ahoana moa no ahafantarako raha tsisy mampahafantatra aho)..botrabotra zareo (eny), mandroso zareo (eny)
Fa izao anie rhaj0 e, nisy nampahafantatra @izay tany efa taona maromaro izay (fa na ny kolotsaina mafy tokony sarotra vahaina tany ary ahitana olona miova fo any @ izao)

Mety tsy ho tianao ny teny hoe mahagaga fa aléo ataoko hoe hafahafa e :)

Noho izany, Andriamanitra nahary ny tany sy lanitra Izy, nahary ny rano sy ny zavaman'aina rehetra, nanamboatra olona Izy dia nasiany fofon'aina....dia eto ilay mampihomehy fa ainy daholo izany zavatra rehetra izany fa hoy ri manampahalalana enjana hoe tsy hainy ny fiteny aziatika, tsy hainy ny kolotsaina aziatika, tsy fantany zareo aziatika,...

Sa nintotona avy aiza zareo aziatika sa vita t@ inona ri rhaj0 (vi sa platsika sa inona...)??? Toa mampihomehy hooo...

Dia hoy indray zareo manampahaizana sy mpanadalina toa andri rhaj0 hoe : " contes et legendes du moyen-orient ilay baiboly " hono

Dia tena lasa be ny saiko fa de tena nahay namorona ilay mpanoratra anio contes sy legendes io ah; asa re oe mba iza re izay olona izay e????....
- Boky firy pejy be izao
- Mpilalao ao anatiny bedebe
- Hendry be koa zao zany olona izany satria feno fampianarana fahendrena bedebe ao @ io Baiboly io
- Hainy ny hoe lasa (fiantomboana) ny ankehitriny sy manombatombana ny ho avy (ny fiafarana ny tany sy ao arinan'ny fahafatesana)
- Fa ny tena enjana dia oe hainy aloa ny mipetraka @ toerana olombelona dia ainy tampoka indray ny mipetraka @ hoe raha Andriamanitra za dia inona re no mety havaliny eto e...hahahahaha

Mahay loatra ranga izay olona izay an,,,asa oe iza? efa maty ve izy raha io fahaizany diso miavaka loatra sy diso mahafantatra an'Andriamanitra loatra io rhaj0??? sa olona mbola velona any dia aiza? raha izy mahay an'Andriamanitra io mantsy farafaratsiny tokony ahay hoe inona ny ody fahafatesana

Mahay loatra ilay " resaka ny moyen-orient de l'an zero " fa ny kristiana, averiko tsara ny kristiana hoy aho toa mahita fa mitombona ilay resaky ri zareo reo

Tokony hampihomehy sa ahagaga (sao tsy tianao ilay mahagaga fa aleo ataoko hoe hafahafa) :)

Averiko fa kristiana i NytenakoIhany olom-bodo, hihihihi...tsy maninona izany fa fantatro ny ahy ny inoko...tsy ho azo sy takatri'isé manampahalalana be io izany na ho azavaiko ary (indrisy mantsy)

Adidiko ny nampahafantatra anao dia faly ahy rehefa tonga fotsiny ny afatro :)
83. RBNIR ( 09/08/2019 06:31)
rhajo! saino hoy aho aminao ity...

Matoa misy karazana zavamananaina (différents êtres vivants) maro eto amin'ity tany misy antsika ity, dia azo eritreretina koa fa tena misy karazana zavamanana maro koa any ambadimbadika tsy hita maso any.....

Matoa koa misy niveau d’intelligence maro eto amin'ity tany misy antsika ity dia azo eritreretina tsara ihany koa hoe misy niveau d'intelligence maro koa any ambadimbadika any...

Ka aza mieritreritra ianao fa ny olombelona no être suprême eto amin'ity univers misy antsika ity...

Ny mifanohitra amin'izay ary angamba no misy, isika no tena mety anisan'ny kely indrindra ka tsy mahataitra ny hafa (tsy intéressant angamba no mahafehy azy)....

Na izany aza nefa Ilay Andriamanitra (ETRE SUPREME DANS L UNIVERS ) dia te haneo amin'ny olona rehetra fa tiany isika zanak'olombelona....izay no anontan'ny nanirahany ny Zanany tety....En effet, Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique afin que quiconque croit en lui ne périsse pas mais ait la vie éternelle. (jean.3:16)

Jesosy ilay famantarana ho an'ny zanak'olombelona fa tena misy Andriamanitra any ambadimbadika any....

Nanao fahagagana i Jesosy ary nanao fampianarana ihany koa ary nanao faminaniana ihany koa ny amin'ny fomba handravana izao tontolo izao.....

84. RBNIR ( 09/08/2019 06:34)
Avy amin'ny alalan'ireny fahagagana, sy fampianara ary faminaniana nataon'i Jesosy ireny dia tokony hino ny olona fa tena misy Andriamanitra marina tokoa any ambadimbadika any....

Rehefa tsy hino amin'izany ny olona iray dia tsy misy famantarana hafa azo omena azy intsony....

Izay no mahatonga ilay hoe Jesosy no lalàntokana fa tsy misy hafa akory....
85. rhaj0 ( 13/08/2019 01:20)
Aleo azany atomboka @ voalohany, @ izao Andrmntr'Israely "namorona" ny zava-drehetra izao.

Hono ho'a ry NytenakoIhany :
- ilay Andrmntr'Israely moa toa ny endrikao (na vice-versa).
- Ka dia tena Izy io izany no "namorona" ny Tany? Sy koa ny Masoandro amam-bolana? sy ny Kintana?

Eny sa tsia? --->

Dia kotiana "Kintana (ara-Baiboly)" ireo Kintana (etoiles) ao @ Galaxie La Voie Lactee? sy koa ireo any @ Galaxie hafa toa i Andromeda?

Dia Izy daholo no namorona an'ireo ry NytenakoIhany?

Eny sa tsia? --->
86. NytenakoIhany ( 13/08/2019 04:22)
:) :) :)

Andeha ary izatsy izy


Ny endriko ve? ny endriko nataony tsara mitovy an'ilay Andriamanitra nahary izao rehetra izao

87. rhaj0 ( 13/08/2019 10:26)
Dia i Andrmntra "mitovy endrika" aminao NytenakoIhanyio izany no "namorona" ny GalaxieS an-tapitrisan-kisa ary any @ mille millions de mille sabords d'annee-lumieres any.

Voatsipindy fotsiny io dia feno an'ireny "ao ambony ao" an... izay izy io ry NytenakoIhany?? :-)

Eny sa tsia? --->

88. rhaj0 ( 13/08/2019 23:32)
Ka tsy hainao valiana ve ny fanontaniana ry NytenakoIhany, miaraka @ fahaizanao baiboly ao, sa mbola maka hevitra any @ pasitera/mopera??

Eny sa tsia? --->
89. NytenakoIhany ( 14/08/2019 04:38)
Atoko mazava be io valinteniko io...

Ny endriko ve? ny endriko nataony tsara mitovy an'ilay Andriamanitra nahary izao rehetra izao

Sa aiza ho aiza no tsy azon isé? sa ve somary lalina kely ilay valinteniko? ahoana re no ataoko mba ahamora azy e? na aza menamenatra ise manontany fa ho azavaiko mazava tsara eee
90. rhaj0 ( 14/08/2019 10:19)
NytenakoIhany:
Ny endriko ve? ny endriko nataony tsara mitovy an'ilay Andriamanitra nahary izao rehetra izao

Ka petak'orona ngita volo ve k'lou ny endrikao ao, sa blond aux yeux bleus (raha) ao ambadiky ny volombavanao ao ry NytenakoIhany....

RAha tsy hamaly mazava ianao ry NytenakoIhany, dia ndao azany atao hoe, blonde sondenda izany i Andrmntr'israely ee...

Dia izy toa izao endrikao ao izao io ve ho'a ry NytenakoIhany, no namorona ireo GalaxieS an-tapitrisany atsy @ mille million de mille sabord d'annee-lumieres ry NytenakoIhany?

Io izany tena mety hoe, PPFFFFRRRTTTTTT fotsiny hoz'i Andrmntr'Israely, avy tao moyen-orient tao, ary dia nisavoana ny piti-drora an-tapitrisany, tonga hatrany @ mille million de mille sabord d'annee-lumiere, ary dia izao manjelajelatra izao, h@ izao.
Izay izy io ry NytenakoIhany an?

Eny sa tsia? --->
91. NytenakoIhany ( 16/08/2019 04:33)
Tena tsy azon'isé ilay izy kou,,,efa niteny zah oé manontania oa aloa raha tsy azo, marina e!!!

Iza no miteny an'isé fa petak'orona ngita volo, sa blond aux yeux bleus, blonde sondenda ilay Andriamanitra nahary izao rehetra izao....sa zay no tetika itanareo tsy mino miseho ny tenany ho manampahaizana sy manampahalalana no Andriamanitra hoe mety indrindra

Fanga tsy oe Imagination fotsiny indray....hahahaha

Mampihomehy ooo...Toa mivadibadidela izato izy...F'inona ary no tena marina @ ilay tian'isé atongavana re e...Mafinaritra ahy no miresaka @ ise ka

:) :) :)
92. rhaj0 ( 16/08/2019 11:05)
NytenakoIhany:
efa niteny zah oé manontania oa aloa raha tsy azo, marina e!!!

Ka dia averina izany ny fanontaniana eee.. inona ny olana?

[size=15]Toatoa ny ahoana izao Andrmntra "toa ny endrik'i NytenakoIhany" ao izao?[/size]

Rahefa tsy (sahy) hamaly mazava i NytenakoIhany, dia mba ameko sopapa hoe,
- ka ngita volo be vatak'orona ve (izao Andtrmna mitovy endrika @) NytenakoIhany izao,
- sa blond aux yeux bleux?
- mba marinrandrirana toa an'i Brad Pitt ary lava volo toa an'i Angelina Joly,
- sa toa ireny katavy boraka tsy mifahy ireny (fa tsy mba manao exercice mantsy Izy ao izao)?

Eny sa tsia? --->
93. rhaj0 ( 17/08/2019 01:22)
(niepoka i NytenakoIhany fa oainina)

fa mampihomehy ee.. i NytenakoIhany izany HONO mitovy endrika @ Andrmntra. Fa i RBNIR koa mitomany ho izany koa eee...

Ka mitovy endrika ao ve zany nareo mitsam ry NytenakoIhany sy RBNIR?
:-) ;-)

Dia nefany ny Moslimo koa izao raha mivavaka @ Andrmntr'i Abrahama dia (mety) mino koa fa mitovy endrika @ Andmntr'i Abrahama.

Ka mitovy endrika @ Mahometa koa izany nareo mi-deux ee...

Dia nefa koa izao ny blond aux yeux bleus mino...

an an... dia tsy hita ihany izy ity.. asa ahoana ny hanodinan'ny revirevi-njaza-bodo @ izany rehetra izany :-)

io hoe ry NytenakoIhany mbo "hazavao" aminay :-) :-)
94. RBNIR ( 19/08/2019 08:40)
rhajo, ianao v rehefa miteraka dia mitovy aminao daholo ny zanakao sa misy samy hafa?

Ary ny génération aty aoriana v voatery tsy maintsy mitovy amin'ilay nipoirana sa mahita ianao fa misy mahasamihafa azy tamin'ny génération taloha???
95. rhaj0 ( 19/08/2019 11:23)
Ka ameo azany ny famaritana ny teny hoe "endrika" ee...

Dia i RBNIR sy NytenakoIhany ve mitovy "endrika" @ i Anjelina Joly sy Brad Pitt?

(fa tsy ampiasainasaina ao foana fotsiny ity voambolana GASY rehetra izao izy, dia avy eo ovaina ny dikany rehefa tsy mapetimety ny baolina Kristiana)
96. tealala ( 19/08/2019 13:18)
Ny hevitr'ilay teny hoe "endrika" mihitsy no diso no nandraisana azy.
97. tealala ( 19/08/2019 13:23)
Gen 1,27 Dieu créa l'homme à son image; c'est à l'image de Dieu qu'il le créa. Mâle et femelle furent créés à la fois.
Ilay image izany dia "Mâle et femelle" izany hoe image n Elohym fa tsy image an'i D.ieu.
98. RBNIR ( 19/08/2019 14:40)
gasy v ianareo dia tsy mahafantatra ny hoe mitovy fa tsy sahala????
99. RBNIR ( 19/08/2019 14:41)
vakio ary ny rakibolana e!

http://malagasyword.org/bins/teny2/sahala

Raha fitinina misy ny mampitovy azy saingy misy ny tsy mahasahala azy.....
100. rhaj0 ( 20/08/2019 01:43)
RBNIR:
vakio ary ny rakibolana e!

http://malagasyword.org/bins/teny2/sahala

tsy hay intsony na mauvaise foi 'le RBNIR 'ty na tena tssss.... "endrika" no resaka, dia "sahala" no velabelarin-dRBNIR.

Rehefa mihira "Ny Endrikao" izany i Henri Ratsimbazafy sy Voahirana, dia TSY ny "endrik'ilay olon-tiany" HONO no resahiny, hozy RBNIR, fa ny "endrika" SAHALA @ olona rehetra ee...


Fa azoko ihany i RBNIR kah... Te-ho vazaha (kristiana) ilery, ary dia matahotra be hoe, izy RBNIR sondenda ngita volo ao anie mety TSY toa ny "endrik'Atr'Israely", ary dia folapolahany ao ny voambolana "endrika".

Inona ny olana aminao ry RBNIR raha sondenda ngita volo ianao, ary TSY mitovy @ "endrik'Atr'Isarely" aaa... tena danz be ny sasa-atidoha mahazo anao 'ty ry RBNIR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.477