Bilan députés

1. hery ( 11/05/2019 08:09)
Alohan'ny hifidy députés dia tokony jerena ihany aloha ny zavatra nataony nandritra ny fotoana naha député azy teo aloha, ho an'ireo mbola niverina nilatsaka hofidina.

Betsaka ireo fanomezantsiny nataontsika ny solombavambahoaka tamin'izay dimy taona lasa izay, resaka kolikoly, fividianana feon'ny deputés sasany nandritra ny fandaniana lalàna, resaka malety. Nisy koa ny députés voarohirohy amin'ny trafika isan-karazany.

Mandritra izao propagandy izao dia toa lasa madio daholo ny rehetra koa mila mailo.
2. Tovorandria ( 17/05/2019 09:27)
Marina 100%, saingy ny malagasy Rahery d olona malemy fo, mora ambakaina sy mora abadoina ka tsy ho tsikaritry ny vahoaka vely2 izany koli2 nataon ireo depute teo aloha ireo zany, tambazana koveta kely iray ny gasy d ndao fa io no hofidintsika, ny mpanao Politika malagasy d tsy manan tsaina afa tsy hangoron karena sy manararaotra ny fahasahiranan ny vahoaka malagasy.
Rehefa hanao propagandy d tonga any ambany Tànana ry Anyah ohatra,kanefa nandritry ny 5Taona nanao sambo milentika, sy tsy nisy na iray aza asa nivaingana natao t@ vahoaka, afa baraka ny gasy ra olona toy izany no fidina ,mahaiza mifidy ry Malagasy namako, ary olona mahatsapa ny marary anareo fidiana
3. ravatorano ( 20/05/2019 09:58)
raha zohiko aloha indrindra fa ny solombavanay tety antsimondrano raha amiko manokana dia tsy de hitako loatra afatsy ny fanaovana polifika avo lenta ! amiko tsy mbola nanao tatitra tety antanana izy nandritra ny nahateo azy ireo ka tsy nahatsapa ny tena asa be vitany tety aho ! fa kosa teny antsefatsefany teny mba hita maso ihany hoe don du deputé JE eny amin ny sisin daana eny ! nanao izy kah fa tsy tena nanao nohon ny resaka polifika io ihany !ka noho izany dia misaaasaa aho ny hanome toky azy indray satria androany izy mahaleo tena amaray koa lasa nanaraka ny fanjakna bekeo indray nirona tany amin'ny fanoherana tampoka izany ary dia nodakan ilay notohanany indray anefa fa tsy noeny tsodrano dia ahona moa izany ! tsy tafa kosa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801