Misy ny olona manao zavatra fa mba tohano

1. hery ( 11/05/2019 08:06)
Matetika ny olona tsy manao zavatra no miteniteny etsy sy eroa sy hita etsy sy eroa. Fa misy olona tena mitolona ho an'ny fanabeazana ny ankizy malagasy tsy misehoseho. Ireny anefa no tena mila ampiana. Koa manainga anareo hanampy an'ireto olona ireto.

https://www.youtube.com/watch?v=0zk9o60WgsI
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2354