You are here: home > Forum

Misy ny olona manao zavatra fa mba tohano

Lohahevitra : Fanabeazana
Fitohizan'ny hafatra : Misy ny olona manao zavatra fa mba tohano
Valiny : 0
hery - 11/05/2019 10:06
Matetika ny olona tsy manao zavatra no miteniteny etsy sy eroa sy hita etsy sy eroa. Fa misy olona tena mitolona ho an'ny fanabeazana ny ankizy malagasy tsy misehoseho. Ireny anefa no tena mila ampiana. Koa manainga anareo hanampy an'ireto olona ireto.

https://www.youtube.com/watch?v=0zk9o60WgsI
Valio | Miverina eny ambony