ZAVA-MANENO SY HIRA

1. randrianandrasana ( 06/05/2019 09:52)
Tarika iray Mivoy ny Gadona Folk sy Ba gasy,

Izahay dia tarika iray mivoy gadona ba gasy sy Folk gasy, ka mitady mpihira vehivavy zatra mihira folk gasy na ba gasy, sy olona mahafehy valiha sy lokanga. Matotra sy azo iaraha-miasa tsara, malalaka ara-potoana

Raha mety dia mipetraka akaikin'ny SABOTSY NAMEHANA na faritra ILAFY SY AMBOHITRARAHABA,

Ho an'izay liana dia afaka miantso ny laharana:

Nomerao: 0347215639 / 0327120388

na mandefa mailaka: vangamalagasy@gmail.com

facebook: 1) Tamboho gasy
2) Ratiana Randria

Misaotra

De Tiana: Groupe Tamboho Gasy


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.19