You are here: home > Forum

TETIKASA famokarana sarimiaina haingana nefa mahomby

Lohahevitra : Tetikasa sy vinavina
Fitohizan'ny hafatra : TETIKASA famokarana sarimiaina haingana nefa mahomby
Valiny : 3
RUZ9 - 02/05/2019 11:43
Afaka miara-miasa isika.
"Ordinateur" iray "connecté" sy fakantsary na finday azo akana sary sy "clé" iray dia azo anombohana ny tetikasa.
Jereo ny ampahany amin'ny asa vitako. ato mes projets bandes dessinées
mes projets bandes dessinées.
Ity fomba miala amin'ny mahazatra ity no tsy mandany vola indrindra, nefa mamokatra haingana.
Tsy misy teknika mampamokatra sarimiaingana haingana toy ny ahy aloha hatreto.
Fantaro fa mandaby 4000 euros eo ho eo ny mamokatra sarimiaina 1 mn ho an'ny vahiny.
Tsy mandany 300 euro kosa ny sarimiaina 90 mn amin'ity fomba fiasako ity, raha sary fotsiny no resahina
Handroso haingana sa hitsapatsapa any an-kafa ?
Malagasy aho, fa voafehiko kosa raha ity kolontsaina vahiny iray ity.
Ny hoenti-manana ara-bola sy ara-pitaovana no tsy ampy, mampandringa ny famokarako sarimiaina vita malagasy.
Afaka miara-miasa amiko koa ianao mpamokatra dokam-barotra.
Averiko eto indray ity pejy ity hodinihinao.
mes projets bandes dessinées
mes projets bandes dessinées.
Valio | Miverina eny ambony
RUZ9 - 02/05/2019 11:46
Ity ny mailak'i Ruz9 : shivatanguy@gmail.com
Valio | Miverina eny ambony
Clarisse2 - 02/05/2019 18:21
Misaotra tompoko
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 13/06/2019 14:18
Tena matotra ve elah amty sera ity ry Tanguy ? Hmmmmmmmm
Valio | Miverina eny ambony