Mpanera raharam-pitsana

1. mpilaza444 ( 15/04/2019 06:08)
Manao ezaka be dia be amin'ny ady amin'ny tsya fahamarinana isan-karazany ny fitondran'Andriamatoa Andry Rajoelina ankehitriny. Tsy misy maharatsy izany. Raha ny fahitana azy ankehitriny dia ho hentitra tokoa ny ady amin'ny kolikoly. Mahagaga anefa fa tsy mihena isa akory ireo mpanera raharaham-pitsarana (rabatteurs) fa mbola manhohy ny asa ratsiny ihany.

Manaitra ny mpitondra isan-karazany aho mba hiady amin'ny tsy fahamarinana toy izany.

Mbola misy ve ny fifanafenan-tay an-tsalaka sa mbola maka vahana tsara aloha?

Ianareo lany andro mifandamina kanefa ry zareo manao ny ataony ihany.

Jereo manokana eto Antanananarivo sy ao Moramanga.

Mpisoloky ireny ka aza amelana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5401