ny Ho Avy

81. RBNIR ( 21/06/2019 11:43)

rhaj0:

dia ilay zazamenavava gasy maty isaka ny 12 minitra izany tsy nandray andraikitra ny tenany, hozy RBNIR, ary tena sitraky ny Tompon'i RbNIR ny ahafatesany, satria koa ny r-a-d tsy nanao azy batemy batisa raha mbola tao ambohoka..

dia izany nefa HONO no mba hoe omnipotent-namorona-ny-zava-drehetra.

Ny marina re ry RBNIR dia TSISY an'izany Omnipotent-namorona-ny-zava-drehetra izany fa imazination-na olombe-de-l'an-zero-3000 nanana age mental-na 8 taona sy izay ambaratongam-pahalalany tao no namoromporona an'izany, dia ... izao ve ianao ry RBNIR, lehilahilehibe ao izao dia mbola @ izany foana?

Manana andraikitra lehibe dia lehibe amin'ny zana-tsika isika r-a-d...Eks.20:5

82. RBNIR ( 21/06/2019 11:45)
Omnipotent ihany Izy fa saingy amin'izay olona tiany hanehoana an'izany....
83. rhaj0 ( 23/06/2019 20:47)
RBNIR:
Omnipotent ihany Izy fa saingy amin'izay olona tiany hanehoana an'izany....

bravo RBNIR.. ny zaza gasy latsaky ny 5 taona misy aman'aliny maty noho ny tsy fahampian-tsakafo, dia TSY tian'izao Andrmntr'i RBNIR "hanehoany ny omnipotence-ny", hozy RBNIR, fa aleony ho faty ao.

Fa i RBNIR izay misalotra ny robe lava fotsy no ho "vonjeny" HONO; ao an-tongom-pandrian'i RBNIR mihitnsy i Jesosy @ izao isika miteny izao, HONO.

Nefa i RBNIR ka danz-be ny ota nataony taloha, fa ilay zaza matimaty iretsy kosa, tsy nataon-dr-a-d-ny batemy tany an-kibon-dreniny, ary dia tezitra beuh izao Andrmntra Andrmntr'Israely sy RBNIR, ary dia ireo maty ireo.
84. RBNIR ( 24/06/2019 06:56)
Miangatra v Izy???? TSIA! tsy miangatra Izy fa hoy i Jesosy....

« Ary tamin'izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin'i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon'i Pilato tamin'ny fanatiny ny ràny. » (Lioka 13:1)
« Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ataonareo va fa ireny Galiliana ireny no mpanota mihoatra noho ny Galiliana rehetra, satria nozoin'izany zavatra izany izy? » (Lioka 13:2)
« Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. » (Lioka 13:3)

Ka ny tsirairay no tokony hametraka fanontaniana amin'ny tenany hoe MIBEBAKA ve aho sa tsy mibebaka??? raha ENY no valiny dia miarahaba tena fa tsy ho tonga aminao ny loza raha TSIA kosa dia loza mitatao eo foana io.......

Tsy aleo v mibebaka dia mandry ny saina e!
85. rhaj0 ( 25/06/2019 17:32)
Io izany samy mamely arak'izay saim-pantany ao @ imazination-ny ao ny tsi11 ee..

- i RBNIR ao @ imazination-ny ao, dia minobe fa rahefa misalotra ny robe lava fotsy izy, dia tonga dia singanin'i Jesosy, ary tena tsy voakitiky ny trou noir. Ary i Jesosy HONO isa-kariva, rahefa mibebabebaka i RBNIR, dia tonga eo an-tongom-pandrian-dRBNIR mihintsy i Jesosy.. isa-kariva!

- ny ankizy gasy an'alin-kisa matin'ny hanohanana indray, dia ... mi-imaziner an'i Jesosy atsy an-tongom-pandrian-dRBNIR, dia mi-imaziner an-dRbNIr mandatsa ireo ankizy hoe, izany no alehany rehefa tsy mibebabebaka toa an-dRBNIR
86. RBNIR ( 28/06/2019 06:31)
rhaj0:

- ny ankizy gasy an'alin-kisa matin'ny hanohanana indray, dia ... mi-imaziner an'i Jesosy atsy an-tongom-pandrian-dRBNIR, dia mi-imaziner an-dRbNIr mandatsa ireo ankizy hoe, izany no alehany rehefa tsy mibebabebaka toa an-dRBNIR

Izany v no tena fandraisanao ny teny "atsipy ho an'ny manampanahy" rhajo!

Tsy te hibebaka mihitsy izany ianao????
87. rhaj0 ( 28/06/2019 11:55)
yep.. TSY mibebabebaka izany aho

Tsy azonao mihintsy anie ry RBNIR ixany hoe mibebaka ee... Fa ao @ imazination-nao ao daholo fotsiny izany :

1- hoe migonongonona irery ao ianao RBNIR, dia hoe mifona HONO, mifona @ izao 'zavatra imazinera' izao
2- dia migonongonona ao ihany RBNIR, dia hoe, voavela HONO, voavelan'izao 'zavatra imazinera' izao


Zahay aty ivelany @ io mijery anao, .... hheeee.... mandeha mafy ny imazineran-dRBNIR izany. Avelao izy ho ao raha izay no maha-hendry azy.

ka dia ao ianao RBNIR izany eee :-)
88. RBNIR ( 28/06/2019 12:44)

rhaj0:

yep.. TSY mibebabebaka izany aho

Tsy azonao mihintsy anie ry RBNIR ixany hoe mibebaka ee... Fa ao @ imazination-nao ao daholo fotsiny izany :

1- hoe migonongonona irery ao ianao RBNIR, dia hoe mifona HONO, mifona @ izao 'zavatra imazinera' izao
2- dia migonongonona ao ihany RBNIR, dia hoe, voavela HONO, voavelan'izao 'zavatra imazinera' izao


Zahay aty ivelany @ io mijery anao, .... hheeee.... mandeha mafy ny imazineran-dRBNIR izany. Avelao izy ho ao raha izay no maha-hendry azy.

ka dia ao ianao RBNIR izany eee :-)

Immagination = tena efa voadonton'ny theorie psychologique ianao izany...(izaho koa efa mba nahavita taona maromaro ihany raha resaka psychologie fa tsy fantatrao....)

Aiko tsara ny manavaka ny atao hoe réel sy iréel (na imaginaire) rhajo!
89. rhaj0 ( 29/06/2019 15:28)
RBNIR:
(izaho koa efa mba nahavita taona maromaro ihany raha resaka psychologie fa tsy fantatrao....)

hi hi hi... teo izany i RBNIR nikitrana ny fizika sy ny trou-noir-tsy-mahakitika-robe-lava-fotsy, dia avy eo Simia sy ny Hidirozena-lasa-Carbone, dia saika nikitika ADN koa fa nihemotra haingana fa oainina, dia izao indray pisikolozia HONO..

esy e ry RBNIR minisitry ny fampianarana ao @ sekta HRNRN ee... :-)


Izao izao ilay ato @ imazination-ko ee...

RBNIR mibebaka mafy HONO, manao robe lava fotsy mihivingivin-doha sy mihorakoraka manipy tany any an-danitra.
Dia iny Jesosy avy haingana fa hoe, "fa misy inona"?
Dia hozy RBNIR, "sitrano ny aretin'an-dohan'ny kiboko Jesosy ooo"..
Dia hozy Jesosy hoe, "ka misy zazamenavava atsy fa aleo aloha izay no ho vonjeko ee"..
Dia hozy RBNIR hoe, "tsentsafiko nhy akihikeli-tongotrao fa sitrano ny re Jesosy ny areti-kibon'n lohako ee"..
Dia "eny azany", hozy Jesosy, "fa ngo dia miverina 'mihivingivin-doha sy mihorakoraka manipy tany any an-danitra' indray ilay RBNIR 'ty"
Dia indrinsy anefa fa maty ilay zazamenavava tatsy ambadika tatsy
90. RBNIR ( 01/07/2019 14:56)
Raha ity definition ity izao rhajo dia zavatra efa nisy "réel" no tonga ho imagination....

Définitions

Faculté de l'esprit d'évoquer, sous forme d'images mentales, des objets ou des faits connus par une perception, une expérience antérieures : Un événement qui demeure très vif dans l'imagination.
91. RBNIR ( 04/07/2019 13:58)
ka raha ohatra ary izao misy olona iray niteny hoe tonga ary niresaka tamiko i Jesosy dia nampianatra ahy... (dia fait marquant B tamin'ny fiainany izay ary tsy afaka tao antsainy intsony dia mahatonga azy mitory ankehitriny) ..Moa tsy tokony apetraka ihany v araka izany ny fanontaniana hoe sao mba marina ihany ary ny lazain'ity olona ity??????
raha araka io definition'ny imagination io an! UN EVENEMENT (expérience "vecu" antérieures) qui demeur très vif dans l'imagination.......
92. rhaj0 ( 04/07/2019 23:25)
Dia hanontanio azany ilay olona hoe, toatoa ny ahoana izany Jesosy niresaka taminy izany.
- Fotsy blond sa mainty ngita.
- marinrandrirana sa be vatak'orona
- Manga maso sa menan'ny rongony
93. RBNIR ( 05/07/2019 07:20)
rhaj0:

Dia hanontanio azany ilay olona hoe, toatoa ny ahoana izany Jesosy niresaka taminy izany.
- Fotsy blond sa mainty ngita.
- marinrandrirana sa be vatak'orona
- Manga maso sa menan'ny rongony

Tsy aleo v izy mihitsy no mamaly azy mivantana rhajo???

94. rhaj0 ( 05/07/2019 10:56)
hay va re ka ilay HRNR no mamahan-dalitra sy mamoky kadradraka an-dRBNIR io eee...

Iza koa ilay anankiray nilaza hoe,
nidina avy tao @ tafo fanitso tao Jesosy,
sady lava ranjanana no tena bogosy


dia ny fery sifilisin'lery no nolazainy fa cancer, dia hoe nositranin'i Jesosy

dia matahotra dia mino ery ry RBNIR... sy ny age mental-ny..

aoka ho'a.. :-)
95. RBNIR ( 05/07/2019 13:05)

rhaj0:

hay va re ka ilay HRNR no mamahan-dalitra sy mamoky kadradraka an-dRBNIR io eee...

Iza koa ilay anankiray nilaza hoe,
nidina avy tao @ tafo fanitso tao Jesosy,
sady lava ranjanana no tena bogosy


dia ny fery sifilisin'lery no nolazainy fa cancer, dia hoe nositranin'i Jesosy

dia matahotra dia mino ery ry RBNIR... sy ny age mental-ny..

aoka ho'a.. :-)

Izaho koa ange efa niteny an'izao e!

MISY ZAVATRA FANTATRO TSY FANTATRAO!
MISY ZAVATRA IAINAKO TSY IAINANAO!
MATOA AHO MITENY AMIN'I RHAJO HOE TENA MISY MARINA KAY ANDRIAMANITRA DIA SATRIA.....

TAHAKA NY FIRESAHANAO AMIKO HOY AHO NO FIRESAHANY AMIN'IZAY OLONA TIANY RESAHINA!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!
96. gasy1zay ( 10/07/2019 14:41)
fa i rhaj0 ve te hahita azy e? izy anie nilaza hoe mitady no hahita e! fa izy tsy niteny hoe anontanio zay nahita, mila mangetaheta fotsiny rehefa mitady azy dia hahita tokoa.
97. rhaj0 ( 11/07/2019 10:49)
Ka io ry Gasy1zay efa naverimberina foana teto, ary toa efa vita hira @ ilay hoe,

[size=15]
Jereo avy eo ankavanana,
Tombano avy eo ankavia
Tena loza azo tsapain-tanana
No mahazo @ ity tany ity
[/size]


Dia io izany ilay iza @ ireo no ao @ imazination-nao ao ry Gasy1zay, ka hoe,
- tonga ao an-tongom-pandriananao ao HONO ilay Jesosy rahefa harivariva,
- ary tsy avelanao mamonjy ilay zazamenavava efa ho faty ao ambadiky ny bonga ao,
- fa hoe, tsentsafinao Gasy1zay koa hono ny ankihikelin-tongotr'i Jesosy?


98. rhaj0 ( 13/07/2019 01:06)
Mampome mihintsy anie ilay hoe, Jesosy toa iza no ao @ imazination-dry Kristiana isan'isany ao ee..

ilay ao @ ankavanana izao, izay nasesiky ny vazaha t@ Kristiana gasy, dia
- toa lava volo toa an'i Angelina Joly
- nefa toa misy volombava kely toa i Brad Pitt indray.

Ka izay fangaro Bradgelina izay izany no mampadangidongitsa ny Kristiana gasy ao an... ;-)

Nefa anie ilay ao @ ankavia, dia
- petak'orona sy be vatan'orona gasigasy toa azy ihany
- ary sahala @ Rihanna fa somary misarita-bolo kely fotsiny :-)


Ka ilay toa iza no "nihaona" taminareo tao @ imazination-nareo tao ry Gasy1zay sy RBNIR aaa??? :-)

Sa tsy lazalazaina fa mahamenatra :-) :-)
99. RBNIR ( 17/07/2019 11:43)
Izao ny tsy fantatr'i rhajo, misy conditions ilay Izy vao miseho amin'izay tiany hisoana

« Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jaona 14:21)

1 mila manana ny didiny ianao
2 mila mitandriana ny didiny ianao
3 rehefa tanterakao ireo 2 ambony ireo dia feno ny fepetra manamarina fa Tia Azy marina ianao,
4 Rehefa Tia an'i Jesosy ianao dia ho tian'ny Rainy (Ilay faratampony io) dia
5 rehefa tanteraka ireo fepetra ireo dia hitia anao koa i Jesosy
6 ary farany dia HISEHO aminao amin'izay Izy...

7 Ilay fisehony v no tianao ho fantatra hoe otran'iza?

« Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy; » (Asan'ny Apostoly 9:3)
« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asan'ny Apostoly 9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asan'ny Apostoly 9:5)


Tsy misy endrika hita fa hazavana manelatrelatra dia maheno feo ianao mivoaka avy tao......

Toy izany koa no hitan'ity olona iray ity....(raha nanaraka tsara hatramin'ny farany ity video ity ianao....

100. rhaj0 ( 18/07/2019 00:25)
ha ha ha... namaky baiboly i HRNR, dia ny teo ihany no naloany, dia nogohin-dRBNIR :-)

Nefa raha hanontaniana izao i HRNR hoe, toatoa ny ahoana i Jesosy, dia oainina, fa ilay nasesiky ny vazaha lamofo taminy no ho averiny, fa ny recoupement ataon'ny Siansa tsy takan'ny hoza-dohany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913