ny Ho Avy

41. RBNIR ( 21/05/2019 06:44)
ka dia mbola averiko aminao indray ilay fanontaniana rhajo...

Ka tsy ny rano v izany no nipoiran'ny fiainana rhajo a????
42. RBNIR ( 21/05/2019 06:51)
https://www.science-et-vie.com/questions-reponses/pourquoi-l-eau-est-elle-source-de-vie-10285

Citation ho an'izay hamaky tsara....

"L'eau n'est pas nécessaire à la vie, elle est la vie".

Chacune de nos cellules est gorgée d'eau (tamin'ny mbola kely izahay nampianarina hoe 90% ny tenan-tsika olombelona dia rano avokoa )...

I petera moa nanao hoe ....5 Ils veulent ignorer, en effet, que des cieux existèrent autrefois par la parole de Dieu, de même qu'une terre tirée de l'eau et formée au moyen de l'eau,

43. RBNIR ( 21/05/2019 06:53)
Ny tany dia avy amin'ny rano ary ny olona dia avy amin'ny tany....

7 L'Éternel Dieu forma l'homme de la poussière de la terre, il souffla dans ses narines un souffle de vie et l'homme devint un être vivant.
44. rhaj0 ( 22/05/2019 00:33)
Hotr'izao rehefa miresaka amin-dry RBNIR (mpitingintingina eny @ alitara)
RBNIR:
ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano
rhaj0:
'ndrekaiky ooo... avy t@ rano hono ny lanitra sy ny tany.
RBNIR:
Mazava ilay genesisy : rano aloha no hita teo aloha fa mbola tsy nisy tany dia taty aoriana vao niseho ny maina (tany)
RBNIR:
Ka tsy ny rano v izany no nipoiran'ny fiainana rhajo a????
rhaj0:
Resaka niandohan'izao tontolo no mba tombatomban-dry RBNIR, ampiasany mafy ny coco-ny HONO, ka H2O ve no niantombohan'izy izao re ry RBNIR (sy ny age mental-ny)?
RBNIR:
EAU = SOURCE DE VIE..

Hay va re ka "VIE" ny lanitra sy ny tany.. koa na ny rahona azany misy "ViE" rehefa mampisosa ny anjely na koa iilay hoe, i Jesosy entin'ny rahon'ny lanitra

Tena marina tsisy adi-hevitra daholo izany @ age mental-ndRBNIR :-)

Ndana manontany an-dRAlarosy re ry RBNIR, hoe inona ny VIE, inona ny idiran'ny VIE @ lanitra sy ny tany.

Dia raha H2O koa, inona ny H dia inona ny O.. Mba miala @ habadoam-baiboly @ izay ry RBNIR fa dia tena tsisy takatry ny baiboly anie izany eee.
45. RBNIR ( 22/05/2019 08:37)
rhaj0:

Hotr'izao rehefa miresaka amin-dry RBNIR (mpitingintingina eny @ alitara)
RBNIR:
ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano
rhaj0:
'ndrekaiky ooo... avy t@ rano hono ny lanitra sy ny tany.

Mila miverina mianatra grammaire kely isika izany rhajo a!
Aleo ary ny dikan-teny frantsay no ataoko eto mba ho azonao tsara e!
Ils veulent ignorer, en effet, que des cieux existèrent autrefois par la parole de Dieu, de même qu'une terre tirée de l'eau et formée au moyen de l'eau,

Dia aza mitsindrotsindroka otran'ny fanaoko fa sao hihomezan'ny ankizy eo e!

Sarahina 2 mazava tsara ny teny......
1 efa nisy hatramin'ny ela ny lanitra....
« Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala fa nisy hatramin'ny ela ny lanitra,

vita izay ny resaka momba ny lanitra dia.....

2 miditra indray ny resaka momba ny tany .....
ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano, sady rano no nanaovana azy tamin'ny tenin'Andriamanitra, » (2 Petera 3:5)
46. RBNIR ( 22/05/2019 08:41)
Jésus leur répondit: Vous êtes dans l'erreur, parce que vous ne comprenez ni les Ecritures, ni la puissance de Dieu.Mat.22:29

« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)
« Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin'Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo? » (Marka 12:24)
47. RBNIR ( 22/05/2019 10:06)
rhaj0:

RBNIR:
Mazava ilay genesisy : rano aloha no hita teo aloha fa mbola tsy nisy tany dia taty aoriana vao niseho ny maina (tany)
RBNIR:
Ka tsy ny rano v izany no nipoiran'ny fiainana rhajo a????
rhaj0:
Resaka niandohan'izao tontolo no mba tombatomban-dry RBNIR, ampiasany mafy ny coco-ny HONO, ka H2O ve no niantombohan'izy izao re ry RBNIR (sy ny age mental-ny)?
RBNIR:
EAU = SOURCE DE VIE..

Hay va re ka "VIE" ny lanitra sy ny tany.. koa na ny rahona azany misy "ViE" rehefa mampisosa ny anjely na koa iilay hoe, i Jesosy entin'ny rahon'ny lanitra

Tena marina tsisy adi-hevitra daholo izany @ age mental-ndRBNIR :-)

Ndana manontany an-dRAlarosy re ry RBNIR, hoe inona ny VIE, inona ny idiran'ny VIE @ lanitra sy ny tany.

Dia raha H2O koa, inona ny H dia inona ny O.. Mba miala @ habadoam-baiboly @ izay ry RBNIR fa dia tena tsisy takatry ny baiboly anie izany eee.

Araho tsara ilay izy e....

Tany avy amin'ny rano....

Olona avy amin'ny tany.....

Olona avy amin'ny tany (izay nipoitra avy tamin'ny rano)....

Olona (fiainana= vie) avy aiza????
48. RBNIR ( 22/05/2019 10:12)
lojika matematika....classe de......
49. RBNIR ( 24/05/2019 05:33)
implication logique:

rano===>tany===>olona(fiainana vie)
50. rhaj0 ( 24/05/2019 22:44)
RBNIR:
implication logique:

rano===>tany===>olona(fiainana vie)

Rano = H2O

Tany = Of the 92 naturally occurring elements, the Earth's geosphere -- the solid part of the Earth made up of the core, the mantle and the crust -- is primarily composed of only four. These four are iron, oxygen, silicon and magnesium. These elements make up more than 90 percent of the Earth's mass

Olona = Almost 99% of the mass of the human body is made up of six elements: oxygen, carbon, hydrogen, nitrogen, calcium, and phosphorus.

Eny ho'a ny RBNIR sy ny age mental-ny... mbo mampiasa lojika HONO izany RBNIR..

Pouh pouh pouh fotsiny io, hozy izao Atra Atra izao sy RBNIR, dia ny H2O dia mivadika ho Fe, O, Si, Mg...
51. RBNIR ( 09/06/2019 09:18)

rhaj0:

RBNIR:
implication logique:

rano===>tany===>olona(fiainana vie)

Rano = H2O

Tany = Of the 92 naturally occurring elements, the Earth's geosphere -- the solid part of the Earth made up of the core, the mantle and the crust -- is primarily composed of only four. These four are iron, oxygen, silicon and magnesium. These elements make up more than 90 percent of the Earth's mass

Olona = Almost 99% of the mass of the human body is made up of six elements: oxygen, carbon, hydrogen, nitrogen, calcium, and phosphorus.

Eny ho'a ny RBNIR sy ny age mental-ny... mbo mampiasa lojika HONO izany RBNIR..

Pouh pouh pouh fotsiny io, hozy izao Atra Atra izao sy RBNIR, dia ny H2O dia mivadika ho Fe, O, Si, Mg...

https://www.science-et-vie.com/questions-reponses/pourquoi-l-eau-est-elle-source-de-vie-10285
52. rhaj0 ( 09/06/2019 10:36)
esy e ry RBNIr ee.. mbo hainao tsara moa ny contexte sy izay rehetra fonosin'izay tenenin'ny Siantista @ eau de source (de la vie)?

Tsy resam-baiboly anie io, ka hoe, tsindrotsindrohana fotsiny izay toko aman'andininy any, dia izay no averimberina atao dridra-gilo fiki-maty ao, tsy hay akory hoe iza no nanoratra, inona ny situation t@ izany fotoan'andro sy jeogirafia, ahoana ny ambaratongam-pahalalana tao..
53. RBNIR ( 11/06/2019 09:59)

Misy zava-mahagaga tian'Andriamanitra ampitaina amin'ny olona ankehitriny rhajo:
1- Ireo fanontaniana tsy hay valiana taloha kay efa voasoratra tao anaty baiboly avokoa
2- Ireo hitan'ny siansa ankehitriny indray kay efa voalaza hatry ny ela tao anaty baiboly (farihy afo sy solifara handevona ity galaxie ity ohatra...)
3 - Te hanaporofo Andriamanitra ankehitriny fa ireny olona nirahiny fahiny ireny (indrindra i Jesosy Kristy) dia tsy hoe niteniteny foana fa azo hamarinina tsara ankehitriny ny zavatra nambarany....

Raha mahay mandinika kely ianao dia mety hahavita hanao hoe Mahery Ilay Andriamanitra! dia ho tahaka an'ireto manampahaizana rehetra ireto...

https://www.alterinfo.net/Les-plus-grands-scientifiques-de-tous-les-temps-croyaient-en-Dieu-_a72302.html

54. RBNIR ( 11/06/2019 10:37)
rhajo:

Pouh pouh pouh fotsiny io, hozy izao Atra Atra izao sy RBNIR, dia ny H2O dia mivadika ho Fe, O, Si, Mg...

https://www.science-et-vie.com/questions-reponses/pourquoi-l-eau-est-elle-source-de-vie-10285

Araho tsara fa nisy experience natao niainga avy amin'ny rano (H2O)....====> acide aminé

Une chose est sûre, les premières briques nécessaires à la création de la vie - acides aminés (la base des protéines), ADN, ARN (la copie de l'ADN)... - sont apparues dans les océans, même si la science s'interroge toujours sur leur origine : extraterrestre (comètes), atmosphérique ou océanique (fumeurs noirs). Autre certitude, ces briques se sont assemblées toutes seules dans les océans, dont la température oscillait alors entre 50 et 80°C. La preuve a été apportée en 1953, lorsque le biologiste américain Stanley Miller réalisa en laboratoire une expérience pour créer les briques du vivant à partir des conditions primitives régnant sur Terre.

Les ingrédients ? Un mélange de gaz pour représenter l'atmosphère terrestre (hydrogène, méthane et ammoniac), de l'eau chauffée, pour imiter l'océan, et des décharges électriques pour reproduire les impacts d'éclair frappant cette soupe originelle. Après plusieurs jours, la fiole contenait onze types différents d'acides aminés : les premières briques de la vie. La vie peut donc apparaître dans l'eau pourvu qu'elle renferme les éléments nécessaires. CQFD.
55. RBNIR ( 11/06/2019 15:46)
Mbola ao amin'io rohy io ihany no ahitana ity rohy iray hafa ity...

https://www.science-et-vie.com/nature-et-enviro/la-vie-sur-terre-s-est-elle-formee-dans-l-eau-7780
56. rhaj0 ( 11/06/2019 19:56)
RBNIR:
3 - Te hanaporofo Andriamanitra ankehitriny fa ireny olona nirahiny fahiny ireny (indrindra i Jesosy Kristy) dia tsy hoe niteniteny foana fa azo hamarinina tsara ankehitriny ny zavatra nambarany....

Ka andramo dia amarino aminao ao azany ry RBNIR ny recette-nJesosy :
- fotaka+rora, apetaka @ maso = mampihiratra ny jamba
- taintsofina+rora, apetaka @ lela = mampiteny ny moana

Raha TSY mahavita an'ireo ianao ry RBNIR, dia henatra ho anao, fa efa niteniteny foana i Jesosy taloha, ary efa nofokafokainy ny toa anao RBNIR, @ ilay teny mahery manao hoe:
inona no iarahan'i Jesosy itoetra @ olo-tsy-mino-dia-tsy-mahavita-mampihatra-ny-recette-nJesosy.

Dia ao ianao izany ry RBNIR aa... :-)

Toro-hevitro aminao, ny valin-teny dia TSY ao @ Science Et Vie, fa any @ Baimboly...
mouah ah ha... :-)
57. rhaj0 ( 16/06/2019 11:27)
rhajo:
Pouh pouh pouh fotsiny io, hozy izao Atra Atra izao sy RBNIR, dia ny H2O dia mivadika ho Fe, O, Si, Mg...

RBNIR:
Araho tsara fa nisy experience natao niainga avy amin'ny rano (H2O)....====> acide aminé

Mbo hainao ve ry RBNIR inona ny formule chimique-n'ny acide aminé?
Eritrereto tsara, fa tsy ao anaty Baimboly izany an..
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
Ka nieritreritra nampiasa coco tsara va ianao teo ry RBNIR? Mbo nanontany an'Ineny Gogola?

Raha tsy izany dia izao azany eee ..
C sy O and N sy H no element constitutif-n'ny acide aminé

ka ahoana, dia tena tsy mbola takatrao RBNIR foana ve fa toa zazabelelo eny @ garabola miteniteny foana sy manao pensée mazika i Jesosy sy izao Atra izao raha nanao hoe..

Pouh pouh pouh fotsiny io, hozy izao Atra Atra izao sy RBNIR, ary dia ny H2O dia mivadika ho C sy N ...
58. RBNIR ( 17/06/2019 15:35)
rhaj0:

Pouh pouh pouh fotsiny io, hozy izao Atra Atra izao sy RBNIR, ary dia ny H2O dia mivadika ho C sy N ...

Araho tsara ny adihevitra fa aza aolakolana e!

Raha manaiky ianao fa H20 afaka mivadika ho acide aminé, nahoana no toherinao fa H20 afaka mivadika ho tany ary afaka mivadika ho Fe, O, Si, Mg...????

Izay procédés nanaovan'Andriamanitra azy ao tsy ahoan-tsika fa ny marina aloha dia hoe H20 afaka mivadika tsara ho acides aminés.....
59. RBNIR ( 17/06/2019 15:36)
Araho tsara fa nisy experience natao niainga avy amin'ny rano (H2O)....====> acide aminé

Une chose est sûre, les premières briques nécessaires à la création de la vie - acides aminés (la base des protéines), ADN, ARN (la copie de l'ADN)... - sont apparues dans les océans, même si la science s'interroge toujours sur leur origine : extraterrestre (comètes), atmosphérique ou océanique (fumeurs noirs). Autre certitude, ces briques se sont assemblées toutes seules dans les océans, dont la température oscillait alors entre 50 et 80°C. La preuve a été apportée en 1953, lorsque le biologiste américain Stanley Miller réalisa en laboratoire une expérience pour créer les briques du vivant à partir des conditions primitives régnant sur Terre.

Les ingrédients ? Un mélange de gaz pour représenter l'atmosphère terrestre (hydrogène, méthane et ammoniac), de l'eau chauffée, pour imiter l'océan, et des décharges électriques pour reproduire les impacts d'éclair frappant cette soupe originelle. Après plusieurs jours, la fiole contenait onze types différents d'acides aminés : les premières briques de la vie. La vie peut donc apparaître dans l'eau pourvu qu'elle renferme les éléments nécessaires. CQFD.
60. RBNIR ( 17/06/2019 15:47)
Raha tohizana misy misy kokoa dia hovoavaly avy amin'ny siansa koa ny nanaovana ny vehivavy....

« Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin'ny taolako sy nofo avy amin'ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy. » (Genesisy 2:23)

« Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony. » (Genesisy 2:21)
« Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. » (Genesisy 2:22)

1 Nahasondrian-tory an-dralehilahy (jereo tsara fa rehefa misy olona atao opération amin'izao fotoana izao inona no anaovana azy??? tsy hampatoriana aloha???? dia izay vao atao ilay opération,

Taolan-tehezana = raha ny marina inona no tena taolan-tehezana ao amin'ny olona tsy ny structure d'ADN v?????

Clonage d'ADN ange no natao teo e satria tsy misy fanambadiana teo ....Alefalefaso ihany hoy aho ny fisainana e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1863