Re: Mieux vaut voir la vie sur le long terme

1. hasina34 ( 11/04/2019 17:42)
Misoatra nanoratra sy nanoro fa tena manampy betsaka ny nataonao. Ny tena marina dia isola Malagasy Mahayana, try dia mifanoro, try mifanampy, fa maika aza mifamingana si mifanoro-vohana eto fotsiny.
Ny tenako moa mianatra Katy Afrique du sud (aty Durban) ary efa 3 tana izao no nianarako teto. Aty aloha azo lazaina hoe mahafinaritra amin’ny ankapobehiny ary somary gaga aho satria no s’attendre Idaho hoe be racisme be aty, kanefa noho tonga taty izho, dia hitako fa Mahayana, mafinaritra ny monina eto, na ireo Afrikana zanatany izana (ny Zulu moa no maro eto Durban eto), na koa ireo fotsy (izay antsoina hoe Afrikaner, na ireo taranaka Hollandais sy Flamands taloha izay tonga taty Afrika atsimo).

Mikasika an’ilay hoe “mijereva lavitra”. Taloha, tsoriko aminao fa tsy dia mahay mijery lavitra ny tenako satria izay toerana ahazahoana diplome fotsiny no safidina fa tse mijery “au-delà”…aotran’izany izao no nataoko nakaty Afrique du sud…tsara aty, mahafinaritra ny olona (comparé @ Frantsay, ny Italiana moa izany indrindra2), fa kosa, tsk misy lalana izay ahazahoana hijanonana ela (immigration permanente izany). Izaho @zao, dia sadaikatra key satire try tia hiverina any an-tanindrazana, entre autres stria ahh tonga saina ihany @ irate zavatra resahinao eto @ article-nao ity…misaotranao indrindra aloha mba mandany fotoana mamelabelatra hevitra maro sady intéressant ire to fa mino aho fa tena hanampy Malagasy maro io ataonao io.

Sinon koa, maro be ireo post hitako, tay tadidiko na tato na tao @ mood, mikasika an’ireo Malagasy mitaraina @ny ataon’ny ambassade de France ao tana. Fa dia maninona no atto sartoria play fahazahoana visa e? Amiko, TSY FETSY ihani ireo Frantsay satira raha ataony be excès de zèle ireo procédure, dia lasa vaomaika aza halan’ny vahoaka ry zareo, sady de deux, manoma “image négative de la france” ilay ataony; no koa, vaomaika aza mana-courage tantra andeha hitady lalana any @ Anglisy na tany anglophone. Ny tenako moa Izzy dia efa ohaotra iray satria tsy nanao akorony demande tao @ ambassade de France t@ 2016 fa tonga dia aleonay nakaty Afrique du sud nianatra (ny ravaviko izar imantara any Capetown any fa any koa tena tsara re olona aaa!!! C’est vraiment une belle ville!!!!). NY maharaja aho koa, mikasika an’ilay ambassade de France ihany (sy ny chancellerie eoropeana hafa koa), misy namako mianatra any Singapour (izy koa dia tsy net taming ny hoe hiantra any France izany!!!! Ça jamais!!!!) fa nanan visa nakany Frantsa fa talanjona izy nahita hoe tena MORA TENA MORA no manar demande de visa schengen avy ao Singapour!!!! RIEN A VOIR avec une demande de Mada!!!! Tena amigo, mango exces de zele be mihitsy na TLS, na ry zareo ao, fa rehefa atdy hanno be sana, aleo angamba tse maniatada visa ao fa maro ante ny toreana azo hianarana koa ny tena marina!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1316