IZAY VAO TENA VOAPOROFO FA AFO BE MARINA ILAY TROU NOIR FA TSY (LAVA MAINTY ARA-BAKITENY.....

1. RBNIR ( 11/04/2019 06:08)
Izay vao tena hita porofo marina fa tena AFO BE marina ilay TROU NOIR fa tsy (lava-mainty ara-bakiteny).....

Io ny sary navaoka ofisialy tamin'ny 10-04-2019

https://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/univers-voici-premiere-image-trou-noir-supermassif-51210/#xtor=EPR-57-[ALERTE]-20190410
2. RBNIR ( 11/04/2019 06:09)
3. RBNIR ( 11/04/2019 06:21)
ary manamarina izany ity fanadiadina nataon'ny manam-mpahaizana ity....

On a mesuré la température d'un trou noir
Par Azar Khalatbari le 02.04.2016 à 14h00, mis à jour le 04.04.2016 à 10h05
10.000 milliards de degrés : c’est la température à proximité du trou noir qui loge au sein du quasar 3C273. Une fournaise que les spécialistes jugeaient jusque-là impossible.


source...

https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/on-a-mesure-la-temperature-d-un-trou-noir_102035
4. booboo ( 11/04/2019 07:11)
ny masoandro koa toa afo be, sa ?
5. RBNIR ( 11/04/2019 09:34)
Ahoana hoy ny soratra masina?

« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] » (2 Petera 3:10)

Araka io teny io ny tenan'ny zavatra rehetra dia AFO no handevona ny tenan'ny zavatra rehetra.

Ny zavatra rehetra tiana ambara dia ny masoandro, volana , kintana ....ary ny tany sy ny asa izay eo aminy....

Izany hoe ity galaxie lactée misy antsika ity mihitsy no holevonina amin'ny AFO...

Ka afo manao ahoana ary no handevonana ny masoandro, volana, kintana ary ny tany???

Tokony hoe AFO LEHIBE DIA LEHIBE tokoa vao afaka mandevona ny masoandro sy ny kintana sns......

Raha ny marina dia io ilay atao hoe AFOBE voalazan'ny baiboly.....antsoina ihany koa AFO MAHARITRA MANDRAKIZAY NA KOA HOE FARIHY AFO SY SOLIFARA ao amin'ny baiboly.....
6. rhaj0 ( 11/04/2019 10:34)
Dia i RBNIR (sy ry HRNRN) irery ihany ho'a no mahita izao Trou Noir izao ao @ Baiboli(ny) eee..

Dia rehefa mijery ny namen'ny Siansa ry RBNIR, dia... mouah ha ha... borné @ ilay resa-baiboly, ary dia tsy iilay Trou noir (eo afovoan'ilay sary) no nojereny fa ilay (gaz) "afo" manodidina.

Velabelaro eto foana ihany ry RBNR ny (hadalana) génie-mBaiboly aa...
Mba misy ihomehezana :-)
7. rhaj0 ( 12/04/2019 12:05)
TSY ao anatin'izao Baiboly izao ity sary ity ry RBNIR, fa diniho @
saina TSY noteren'ny Baiboly izany ee..

Dia takaro tsara k'lou ny echelle de l'espace eo.
Dia takaro hoe, inona io miredareda io,
dia inona ilay teboka mainty isarihana ny sain'ny mpijery.



Ngo dia lasa manao resa-baiboly eo indray i RBNIR ka hoe,
toa sari-na vorona lavalela izy izany, ary izay mihintsy ilay fambara
ao @ Apoakatsymisy
8. RBNIR ( 12/04/2019 13:00)
(mbola tsy mety tonga saina foana v ry rhajo a!)!

Araka ny voalazan'ny baiboly hoy aho dia AFO no handevonan'Andriamanitra ny Masoandro, kintana ary ny volana sy ny tany sns.....

Ary io afo io dia manana endrika FARIHY iray lehibe,

Jereo amin'iry video iry ambony ery ange fa misy illustration momba ny trou noir ao e! miendriaka farihy ngeza be ilay illustration...

Otraotran'izao

9. rhaj0 ( 12/04/2019 20:20)
hay va re izay no voalazan'ny baiboly sy RBNIR ee..
Io izany ilay farihy afo fa manao tourbillon, sahala @ bidet WC, ary dia voatelina any i RBNIR (sy ny baiboliny) :-)
10. mandiniha3 ( 21/04/2019 15:33)
Mba vakio ihany alou itony fanazavana itony d ho hitanao hoe izay marina ve?

http://vaugette.com/20Td
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4555