Lalandrano madio sy malotoRano mikoriana etsy sy ...

1. saho ( 08/04/2019 09:43)
Lalandrano madio sy maloto
Rano mikoriana etsy sy eroa na renirano na rano amin ny paompy fanja na koa Loharano

Tiana ny fivoarana kanefa ny fahadiovana no voalohankarena ry zareo
Raha maloto ny manodidina anao dia maloto koa ny sainao maloto daholo ny ao anatinao

Raha ny fomba MG dia hoe anay aty Gasikara izany fa tsy anareo any andafy

ny mahatonga ny eo ihany no eo dia ny fomba fitondra fanja hatramin izay, asio valera ny fahadiovana ara tsaina tsy misy kolikoly sy tsy misy hoe tsy tiako tarehy

RAHOVIANA VAO HISY TOKOA IREO fianarana ambony eny University hamaha olana ny niveau ambany indrindra eo amin ny sahana tambatra iraisana, toy ny tatatra maloto, ny zaoridira miparitaka, ny sain ny sasany aza mijanona maloto foana indrindra ireo mpitondra sasany

Raha misy modely iray mba mivaingana azo alaina tahaka ny toerana iray toa eny ambanivohitra madio rivotra sy madio tanana re mba hanao ahoana dia tena mahafinaritra saingy indrisy fa efa 2019 izao kanefa dia mbola tatatra maloto sy zaoridira sy olona maro be etsy sy eroa miaraka embouteillage circulation tsy misy raha vita ry zalahy
Inona daholo no hianaran ireo mpianatry ny University ireo

The solution of darkness or canalisation knowlege will BE found Here. Let s study this knowlege. You will BE free of blem. Data Science and Engineering(DSE). Springer Computer Service. OPEN ACCESS COMPUTER SCIENCE JOURNALS

Rahoviana Rahoviana no hadio ny tanana indrindra ireo tian olona ao Antananarivo....Asio karatra isampokontany indray hamerana ny isan olona tsy hiditra raha tsy manadio sy mandray ny ambany maso....tsy hoe ny vola foana no miteny rehefa hanadio, fa mba misy koa toa andraikitra hita maso be zao fa tsy mety....jamba daholo ve sa jamba mifampitantana ry zareo. Diovy Antananarivo fa maloto ry MG isany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.028