Mpianatra tay Frantsa: ny fijeriko ny imantara aty

1. harisoa32 ( 21/03/2019 19:59)
zaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahi no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo tsorina. NY imantara eto aloha, dia try aotran’ny talocha intsony: talocha kanak, afaka makaty dia afaka miova filiere fa icao, dia val miainga any dago, dia int filiere ins Frana no try maintsy tazomina satria raha tay izana, dia annulé ny visa de séjour eto Frantsa.
Ny hitako koa, dia lasa sarotra ny mitad asa eto, indrindra2 moa redefa vahiny ianao. Eo aloha ny “racisme”, Ary eo koa ny favoritisme, satire maro moa ireo frantsay eto Etsy manana asa ka ireo aloha no ataxy priorité. Maro creo Malagasy manana diplome de medecine, nahavita tsars fa dia miafara lasa “asistant” any @ hopitaly public ireny. Mampalahelo ihany clay situation. Maro koa ire gasy eto laFrantsa, Etsy mijanona mianatra satria @ izay, afaka mi-renouveller visa oba hijanonana eto. Ny tena marina koa dia ny tenako dia somary voafitaka tany Mada amin’ireny restka brochure atao’ny “établissement” privé ety ireny, écoles privées sns, ka tonga taty nieritreritra hoe hianatra dia alita asa any eo, kay ny réalité aty tena hafa Ary mahadiso-fanatenana.
Try ho lazaiko sto amorini creo fasahiranana nata visa tana @ ambassade, fa nangatahany datolo creo antontan-taratasy sian-karazany plus ny emmerdemment rehetra.
Na zany aza, tsy tena mahatma-po ilay aty (na hoe nosy fotoana nahafinaritra aza teto, sy ny hoe afaka ni voyage kely taty aza izaho), sairia ny fihainana ata dia Metro-boulot dodo, routine be, moa koa ny olona, somary misy toetra no sady manao fisainana hoe “tu es chez nous, tu vas manger notre pain”. Izay no tena tsy tiako eto Frantsa eto (na dia hoe mahafinaritra aza ny majorité an’ireo namana ao am-pianarana).
Misy namako izao lasa nianatra any Allemagne, fa tena tøy mitovy ny expérience-nay. Izy, tena tsapako hoe “joyeuse” izy any Ary efa manampitra ny diplome d’ingénieur, ary fantatro fa ahazo 2 na 3 taona izy hitadiavana asa (fa tay 6 mois key kahihatra key aotran’ny eto LaFrantsa eto). Hitako izy hoe Etsy nanenina t@ choix-ny nakany Allemagne. Noteniny hoe any koa misy racisme, fa raha Samy hiaritra hoy izy, aleo aza miafy fanavakavahana aty @ rainiboto aty (satria any misy lalana enditra be momba’ny resaka discrimination, fa tay aotrany eto France) toa izay any Frantsa any.
Fa ny tsara kely aty fotsiny, dia ny resaka allocations logements izay manampy kely sy ny resaka securite sociale. Izaho aloha, tena tsorika fa lasa mi-profite satria leo ao @ ilay fisainana frantsay eto; sady na tsy maka allocations aza ianao, dia heverin’ireo fa “mpihinana sy mpanararaotra allocations sy secu” foana, ka amiko, raha ho Samy hifanambany sy hifanenfrika aotran’izany, aleo tonga dia manararaotra ihany. Izaho izay, na grippe kely aza, dia efa angatahako remboursement any @ secu eto fa leo aho. Misy namako miteny hoe, manandrama mitady asa (fa n’espere pas trop), dia en meme temps, mitadiava lalana hafa fa aza mipetraka eto fa eto efa tsk mamely intsony. Misy namako mianatra any Quebec, nail tany dago 3 taona lasa koa, fa efa mi-beneficier an’ilayprogramme d’experience any sahady, ary efa nahita asa meti2. Any koa, ny Quebecois malaza hoe “mafana2” kokoa ary tsy dia manavaka aotran’ny aty Frantsa aty. Faire izao ny Gasy fantatro any efa manana situation daholo. Amigo, aleo aza miada “hiver extreme “ toa izar miafy “resume sy chomage to La Frantsa eto ary izao aho vao manontany tena hoa fa maninona loatra ny namana Gasy any Dago mambo an’ity ho any Frantsa any e? Ny asa gidra2, ny olona mandreraka, ny favoritisme enjana, ny insecurite koa efa mitomba miaraka @ terrorisme izay tena atahorana (izany mandray metro zany dia mifampitazana fotsiny..lasa misy paranoia be ny olona aty izao fa tena tøy aotran’ny taloha intsony).
Izaho aza izay mieritreritra ny hala eto, fa iansreo Malagasy monina ao Frantsa, raha izaha ianareo, araraoty ihany ny rsesaka securite sociale sy allocations irony, ary miezaha miasa any Frantsa, @zay, matanjaka ny retraite any Ariana, ary surtout, miezaha mihaina lava, @izay afaka manararaotra ny systeme de retraite any tsara.
novalian'i elien8 ny 22/03/2019 04:55
2. elien8 ( 22/03/2019 04:55)
bonjour
manantena ny fahasalmanao namako inona malaza any aminao any aleo mianatra any mba mahazo fahafinaretana aminy lafiny fahaizana sy fivoarana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778