You are here: home > Forum

Kolikoly eny amin'ny Aeroport Ivato

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : Kolikoly eny amin'ny Aeroport Ivato
Valiny : 4
hery - 17/02/2019 19:29
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zavatra anananao zo izao ara dia tsy tafavoaka.

Valio | Miverina eny ambony
elien8 - 18/02/2019 16:07

hery
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zavatra anananao zo izao ara dia tsy tafav
Valio | Miverina eny ambony
aldien2 - 22/03/2019 08:48
Raha izaho manokana aloha dia angalako avocat!!!! indrindra moa ka polisy, voamaika havaokako ny telephone dia hiantsoko mpisolovava tsara mihitsy no sady halaiko video na dictaphone.
Aleo say hifampitazana eo
elien8