Kolikoly eny amin'ny Aeroport Ivato

1. hery ( 17/02/2019 18:29)
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zavatra anananao zo izao ara dia tsy tafavoaka.

novalian'i aldien2 ny 22/03/2019 07:48
2. elien8 ( 18/02/2019 15:07)

[quote=hery]
Rehefa tonga eny Ivato dia mitaintaina foana hoe ohatrinona indray no homena andry zalahy vao ho tafavoaka tsy misy rahoraho ny entana. Tsy maintsy lazaina fa misy zavatra tsy mety foana ka na dia zavatra anananao zo izao ara dia tsy tafav
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.139