Tsy Foza sy ravatomanga ve tokony hosamborina voaloha @ fanondranana bois de Rose?

1. Tovorandria ( 14/02/2019 17:24)
Tsy rajoelina sy ravatomanga ve no nanondrana an tsokosoko ny ankabetsahan ny bois de Rose misy eto Madagasikara??
Moa ve tsy vidina bois de rose daholo ny nividianan drajoelina ny tranobe any Dubai,any Maurice,any Frantsa sy io tranobe any eny ambatobe io????
Ary ny harenan dravatomanga mihoampampana t@ fanodikodinany bois de rose nandritry ny tetezamitatra???,
Na rajoelina na ravatomanga samy olona tsisy dikany tany daholo fa mivelona @koli2 avo lenta @ fanondranana harem pirenena, tsy ireo 2 Lahy ireo ve no tokony ho samborina voalohany??? Tsy midika zany fa miaro an i mbola rajaonah ny tena saingy tokony ho melohina daholo ze nanao ratsy reetra sy nanodikodim bolam panjakana reetra satri ireo no nampahantra,nampitondra faisana ny gasy ôtrzao!!
novalian'i elien8 ny 04/03/2019 07:24
2. elien8 ( 16/02/2019 15:07)
bonjour aza manaratsy zany hoaha
3. Tovorandria ( 16/02/2019 21:04)
Habe misy no taterina eto fa tsisy resaka fanaratsiana mihintsy, n iza n iza nangalatra d tsy tokony tsaraina daholo,tsy misy olona ambony lalàna eto,
4. Tovorandria ( 16/02/2019 21:06)
Zava misy no taterina eto!tsisy resaka fanaratsiana velively
5. elien8 ( 04/03/2019 07:24)

Tovorandria :

Habe misy no taterina eto fa tsisy resaka fanaratsiana mihintsy, n iza n iza nangalatra d tsy tokony tsaraina daholo,tsy misy olona ambony lalàna eto,




eny marina zany fa tsy tokony hanaratsy zany hoah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364