You are here: home > Forum

Mitady ny horonan-tsary (vidéo clip) n'i Mishah "ty hira ity"

Lohahevitra : Artista sy Hira
Fitohizan'ny hafatra : Mitady ny horonan-tsary (vidéo clip) n'i Mishah "ty hira ity"
Valiny : 2
Corail - 21/01/2019 20:40
Miarahaba tompoko , izaho dia mitady mafy ny clip video an'i Mishah "ty hira ity" sa izay hafa hananany fa tsy mety mahita mihitsy a , misaotra mialoha tompoko
Valio | Miverina eny ambony
elien8 - 23/01/2019 14:01
hatao ino zao horonantsary zao
Valio | Miverina eny ambony
Corail - 24/01/2019 17:39
tena mahafinaritra ahy ny mijery an'io clip iray io , nanànako izy io fa noho izy jerenay matetika dia simba ilay cd ny farany , ka izay no itadiavako azy mafy;
Valio | Miverina eny ambony