An iza io fiara Cadillac Escalad nitondra an drajoelina???

1. Tovorandria ( 20/01/2019 07:39)
Fiara faran izay lafo vidy tokoa naneran tany ny fiara cadillac escalad nitondra n-an drajoelina teny mahamasina, ny mpanefoefo indrindra any @ tany mandroso no manana io fiara io toa an DOnald Trump, taiza ny vola nividianana azy io??, an iza io???
2. elien8 ( 21/01/2019 05:29)
bonjour !
manantena ny fahasalamana anareo ny tenako; aza manao any zany novidiny iny fa aza ataony zany izy
3. rhaj0 ( 21/01/2019 11:59)
Ka hoatrinona ny daban-dRajoelina ?

https://www.actutana.com/depeche/cadillac-escalade-andry-rajoelina-ne-se-refuse-rien/
V8, 6.2 litres, 426cv et ça coûte juste de base 100 000€ (400 000 000 ar) ici en France, une bagatelle pour le nouveau Président de la République ?
Et blindée aussi également semble-t-il ? Ah comme la Cadillac de Donald Trump alors. Pour ce dernier, c’est 1 million € le blindage.


Ary ahoana hozy ireo papoozy mijery azy?

UNICEF Madagascar - Santé - Santé
https://www.unicef.org/madagascar/fr/health.html
Problèmes. La mortalité infantile reste un grand défi à Madagascar. Chaque année, environ 44.000 enfants, soit 120 par jour, meurent avant d'atteindre leur ...


Dia hoatrinona anefa no vidin'ny fanafody hanavotana izay ain'olona izay?

https://onlinelibrary.wiley.com/doi/pdf/10.1111/mcn.12398
In this large, well?established program, the average cost per child treated was €148.86, with outpatient and inpatient treatment costs of €75.50 and €134.57 per child, respectively. Therapeutic food (44%, €32.98 per child) and personnel (35%, €26.70 per child) dominated outpatient costs, while personnel (56%, €75.47 per child) dominated in the cost of inpatient care.


Dia mety mba nahavotra ankizy voan'ny malnutrition firy ao DAgo?
Anjaranao no manao ny kajy.


Fa andro iray toa zato izany io amin-dRajoelina sy ny mpomba azy ee..
Izay izany ilay mentalité hiainana ny 5 taona manaraka.
Miaraka @ Ratiasehoseho sy ireo Rainisolelaka aman-taoniny.
4. Tovorandria ( 21/01/2019 22:33)
Elien
Taiza ny vola???
Villa eran zao tontolo izao d zao tampotampoka fiara mitentina vola tsy toko tax forohana kanefa itan ny masonareo ve ny fahantran ny vahoaka malagasy,???, ny gasy tsy mahita ho hanina nefa ny halatra be vava mandeha tsy an kijanona,tena ory @ taniny marina ny vahoaka malagasy. Fanambaniana an kitsirano tsotr izao,
5. Dreamlover14 ( 22/01/2019 17:35)
Izao no atao hoe Kolikoly avo lenta.

Iray @ ireto no mitoetra :

- Na nomen'ny filoha amerikanina tokoa ilay fiara mitentina 100 000 $ na 400 millions d'ariary + blindage mitentina 1 millions de US$ saingy misy ambadika izay tsy aseho antsika hoe inona. Businessman i Trump ka tsy manomeme cadeau maimaim-poana izany satria tsy Mère Theresa akory izy. Mila manao velirano i ANR milaza ny marina ambadik'izay fanomezana izay hoe inona ny takalony.

- na novidian'ny fanjakana malagasy ilay fiara, izany hoe isika malagasy no nividy rendrarendra ho an'ny mpitondra

- na novidiandrajoelina t@ karazam-bola maloto ny fiara. Tadidio fa rajoelina efa nanangana chateau tany @ nosy maurice t@ mbola teo @ fitondrana tetezamita. Ireo mpitondra vedette mpitondra touriste mitsangatsangana any aza efa mahita izany ary nifanaraka t@ mpitondra fahiny ao maurice ny lehilahy t@ izany

Fehiny :
- Manompa ny sarambabem-bahoaka mahantra ny mpitondra ankehitriny
- Mbola handoa trosa hatrany @ 5 eme génération (farafahakeliny) ny taranatsika malagasy velona @ izao fotoana izao raha par miracle tsy hitrosa intsony ny fanjakana malagasy manomboka androany.
6. Tovorandria ( 22/01/2019 22:16)
Tena marina be mintsy ny an i dream, ahintsiko kely anefa le oe na ny vahoaka no nividy an io, ny vary 1 kapoaka aloha zao no mahamaika ny vahoaka,ny ho haniny aza manahirana azy,saingy ingahy rajoelina no tompondakan ny kolikoly avo lenta, hoy ilay olona izay oe lasa malaza tampoka d asa pitondra tampoka d lasa miliardaire tampoka, hangoron karena tompoko no atondian i rajoelina ,ary izy ko ts maintsy hamerina famerim bola nolaniany t@ propagandy zany oe ho lafo ambongadiny mcar
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345