Fa politikan inn no misy eto dago???

1. Tovorandria ( 12/01/2019 20:15)
Nilaza sahady ny mpitondra tenin i rajoelina fa azy ireo ny majoritaire Parlamentaire ary afaka manendry praiminisitra rajoelina nefa ny fifidianana depute aza ts mbola nisy , tsy sanatri akory io Mandat an zareo efa lany io no mody anitsahana lalana eo fa tss vendrana noho ireo eo, rajoelina sy ny mapar d miharihary eny foana ilay tsy fahampian dabilio
2. elien8 ( 13/01/2019 05:08)
bonjour mon amis
courage prier pour lui
3. Dreamlover14 ( 22/01/2019 17:37)
Rehefa avy eo aleo mifidy deputé isika dia miezaka mampandany deputé mpanohitra dia tsy maintsy manova governemanta izy eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.423