Ho ritra @ zay ny harem pirenena malagasy

1. Tovorandria ( 08/01/2019 19:34)
Koa satria ilay olona efa zatra mpandainga sy mpangala bato no lany d ho avy@ zay ny fivarotana ambongadiny ny harem pirenena malagasy andoan io Rajoelina io ny vola tsy toko tsy forohana lany t@ propagandy
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:16
2. rhaj0 ( 09/01/2019 11:24)
T@ lany i Trump tao Etazonia, dia tena valaketraka daholo ny .. Liberal, satria tena Conservative ary populiste giravy ilehio. Valaketraka koa ny mpanabe, hoe izao izany no modely ho an'ny Ankizy @ taona 4 manaraka.

Fa hozy Obama, mbola tsy "fara-andro" izao, ka dia ... dia inona no atao izany?
3. Tovorandria ( 09/01/2019 16:44)
Tena mampalahelo le gasy habadona fôna, le mpanabado nefa ts olona makaiza akory fa vao maika ary bado, dia ieritreritra ve rajoelina fa hilamina sy ho marin toerana io fitondrany ???
Iarahantsika manaraka eo ny zava misy
4. rhaj0 ( 22/01/2019 03:16)
Izao izany ny preview @ izy ity ee.. tanan'ankavanana an..

https://www.facebook.com/birh.razafindrakoto/posts/10156576293437795?comment_id=10156577228882795¬if_id=1548125490822112¬if_t=feed_comment_reply
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1525