You are here: home > Forum

Ry malagasy,sahia mijoro manohitra ny tsy fahamarinana, fanjakan devoly no misy eto

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Ry malagasy,sahia mijoro manohitra ny tsy fahamarinana, fanjakan devoly no misy eto
Valiny : 5
Tovorandria - 27/12/2018 19:19
D efa voahozona mintsy ve ny vahoaka malagasy d io rajoelina mpangalatra,pandainga, mpandroba io no itondra azy,???
Miantso ny malagasy rehetra hitsanga tsy hanaiky ny halatra be vava vitan io rajoelina io fa tena loza ho an ny taranaka faramandimby io, hibaby ny ngidiny ny taranaka raha io no hitondra eo
Valio | Miverina eny ambony
NytenakoIhany - 28/12/2018 06:07
Tsara raha mianatra zavatra tsara isika Malagasy fa potika tanteraka ny toen-tsaintsika, ary tsisy zavatra anjary ny hoavin'ny taranaka ra toy izao foana no fomba hitondrana ny firenena.

Nomen'Andriamanitra tany tsara sy mafinaritra, ary feno harena isika fa potik'ireo mpanao politika sy ny fitaovany dia isika vahoaka izany.
Valio | Miverina eny ambony
Tovorandria - 30/12/2018 04:00
Za mieritreritra oe tena efa voahozona mihintsy ny malagasy ry rajoelina no itondra azy,d ho ripaka hatreo ko ny harem pirenena rehetra
Valio | Miverina eny ambony
Dreamlover14 - 31/12/2018 15:27
https://www.youtube.com/watch?v=o-GSkSLSCwg&t=286s
Valio | Miverina eny ambony
Tovorandria - 01/01/2019 12:50
Ny fitiavan tenan i foza sy ny fitiavan kareny no Namonoana olona maro,izao izy miliardaire ny vahoaka 4mis daoly
Valio | Miverina eny ambony