ity vô ho ady goavana, tsy hisy hanaiky rajoelina bois de Rose zany eo

1. Tovorandria ( 20/12/2018 19:11)
Aiza ny fitondram panjakana sy ireo CENI @ ireo karazana hala bato reetra t@ fifidianana??? Aza mody fanina ianareo, marina fa efa novidin i Andry bois de Rose vola daôly nareo fa ny masina tompoko ny safidim bahoaka ary ny Malagasy tsy mila Rajoelina Bois de Rose hitandra azy intsony, ra lany t@ hala bato rajoelina,d tadidio fa ho hitanareo izany hambompon ny malagasy izany, any Dubai no fonenan i Foza fa tsy aty Madagasikara!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155