Milamina loatra ny CENI

1. hery ( 08/11/2018 21:38)
Dia mba efa tsy rariny kosa aloha ny fikan'ny CENI tamin'ity fifidianana 2018 ity. Zara ve raha nisy 200 bureaux de vote nandritra ny alim-pifidianana... ary 24 ora aty aoriana mbola tsy ampy 500 foana ny bureaux de vote voaangona...
Amin'io efa 2018 izao, ny tel misy, ny internet misy sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1422