You are here: home > Forum

lehilahy efa ho 50 taona nefa mbola manao masturbation normal ihany ve ?

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : lehilahy efa ho 50 taona nefa mbola manao masturbation normal ihany ve ?
Valiny : 5
Felantsoa14 - 13/10/2018 21:33
Tsy dia mi-déranger ahy ity tranga ity kanefa hapetrako aminareo ihany ny fanontaniana.

Manana sexualité mety amiko izahay mivady. Tsy isan'andro fa isak'izay manina ary rehefa manao dia tena faratampon'ny fitiavana sy fahafinaretana tokoa na izaho na izy.

Na eo aza izany dia sendra nandimby azy tao @ douche aho fa avy nandro izy indray maraina. Ankoatran'ny fofon-tsavony izay nisasàny dia naheno fofona sperme ihany koa aho. Tsy diso aho @ io satria haiko tsara ny fofon'ireny. Tsy isan'andro anefa io fa tsindraindray ihany. Ny reko dia somary mangingina ao @ douche izy miharatra sns izay vao maka douche ary dia mivoaka avy eo.

Fanontaniana ny ahy hoe normal ihany ve @ taonany mbola mi-se masturber ? lasa eritreritra koa aho hoe sao tsy ampy azy ny RS fanaonay mivady ? sa efa zatra an'izany izy dia tsy mety fa manao an'io foana ?

Marihako fa indraindray rehefa manao izahay dia izaho no mi-masturber ny azy @ tanana sy ny vava rehefa @ préliminaire.

Amiko anefa dia ampy ahy ny RS anay mivady, mety hisy fiantraikany @ fahasalamany ve sa endrika tsy fahasalamana izany ?
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 14/10/2018 20:47
K'izy io izany, mbola manao decouverte ihany izy manao matsirobe ao io kouh. Asa mety hoe, ilay kosehina @ ranon-tsavony ve, sa ilay fofon-tsavony no mampiakatra azy, na koa hoe, mety rehefa tifiriny @ pomme de douche ny filahiany dia tena mba mahafinaritra azy kosany eee...

Ka io izany, maninona moa raha vonjenao izy dia miaraka ao nareo ee.. Sady mety mahita tsirony koa anie ianao dia mba tena ao izany nareo roaroa ee.. andramo anie ee...
Valio | Miverina eny ambony
alex32 - 15/10/2018 13:22
amiko amoha, tsy aleo aza ve izany toa izay hoe mampirafy @ vhv hafa any izy na hoe manao ditra hafa aotran'ny lhl sasany (mifoka rongony, misotro taoka, etc...). Indraindray anie, aleo aza miafy defaut kely toa izay sendran'ny olona goavana koa e.
Valio | Miverina eny ambony
Felantsoa14 - 15/10/2018 22:24
Izay no nitenenako hoe tsy mi-déranger ahy ilay izy satria efa mba miezaka manao izay mety aho (tsy hoe papa money akory izy an !!!!) ary ampy ahy koa anefa izay omeny ahy fa mampanahy ahy fotsiny sao dia hoe tsy ampy azy na tsy mahafa-po azy izay ataony amiko dia mitady sensation hafa izy. Ny matetika manko rehefa ngoma iny izy kanefa @ fadim-bolako dia izaho no mi-masturber azy tanako na ny vavako mandrapaha-tongan'ny azy ary @ io tanako na vavako io tena hitako hoe vetivety dia tonga ny azy. Asa ve hoe excitant kokoa ve ny tanana na vava noho ny foufoune ?

Efa fanaonay koa aloha ny miara-mandro ao @ baignoire dia mitohy kely RS vao miverina mandro indray avy eo eh. Iny no tena excitant be ho ahy.

Ilay mamonjy azy ao kosa aloha indraindray tsy tafa satria indraindray izy mifoha maraina be loatra rehefa be asa iny, moa izaho tartaiky vao taitra nefa mbola kamokamo eo am-pandriana tsy manana envie izany akory eh.

Ianareo vehivavy manambady na manana sipa efa misimisy taona toa azy no tena iantefan'ny fanontaniako
Valio | Miverina eny ambony
noelinee - 15/10/2018 22:54
salut
Valio | Miverina eny ambony
melloS - 19/10/2018 15:31
Le oe 50 taaon mbol mimast lo ts fantatr oe normal v zan sa tsia? fa rah n'heritreritro dia noho le iz ts afak aminy tsony (5sy1) no mahatong azy mbôl manao anio... zan oe mety nanao masturbation fôn iz nanomboka t@ nahafantaran an-zany, ka nanomboka naka fy... ary lasa niteraka karazana fiankinana teo @ le iz, ary ref kelkely d lasa fahazaran-DRATSY zan oe le fahazarana mandeh ho az toy ny fahazarana rehetr ohatr: mibrosy nify
ef mande ho azy, saingy le iz mo resak filana ara nofo de misy fafiny ho azy ka vao maika manosika ny atidoha anao le izy...
ra le resak fafiny @le RS anareo ndray lo normalement iz tokon ahita sy ahazo tsirony tsar mints eh! saing matoh iz mbôl m'stam matetik zan dia mety ahitan tsirony BeBe kokoa iny
fa io mo iz ian no mahalal an'ze matsiro aminy eh, fa ny mresak ngamb n'vahaolana ten tsar, anotanio iz???
Valio | Miverina eny ambony