You are here: home > Forum

Havana mampihomehy -tapany faharoa

Lohahevitra : Fivavahana, finoana
Fitohizan'ny hafatra : Havana mampihomehy -tapany faharoa
Valiny : 0
alex32 - 10/10/2018 22:19
TANDREMO KOFONA REHEFA MISAKAFO

Fa efa ini maromaro ihany izay, amin’ireny restaurants sasany feno vazada Irene, miss moa indraindray ry jar irony mimehy may, aotrany dia hoe tanning its Madagascikara ity, hoy ny dadabe-ko, ka ahy hoy izy, tsy hanaiky an’izany. Ny fanaony, dia andrasany mihisty himehy ireo vazaha, dia vita zay, manomboka mitantara anecdotes isan-karazany izy, sasy izy, dia hananany mihitsy io satira efa betsaka moa no lavatra hitany t@ fihainany. Atombony aza irei tantarany mampihomehy, ary ataony izay himezan’ny rehetra, fa izy kosa, miaraka @ anadahiko, dia mimehy mivatravatra sady mady no en plus koa, sady maharitra tsy misy aotran’izany… izy mbola mahita courage ihany himehezana sady mafy, no ela no mikotroka be; any ka, ireo vazaha Etsy aspita miseo mimehy maf aza, fofoca, ary lasa mipiripirina, matadora fa Lisy Malagasy masahy manindry azy. Une fois koa, toerana haha, aisy indo-pakistanais roa lahy nijerijery be an’ahy sy ny ravaviko, hita mihitsy hoe olona malato fisainana izy roa lahy ireo. Hitan’ny baina be aza lay izy ary bola try naninona moa aloha izy tao fa ny zokiko no tonga dia nivandravandra be azy no lady aotrany notent Anglisy indray, any ka nipirina koa izy roa lahy fa tonga vaina angmaba hoe Malagasy maranin-tsaina no izy no any amin’ilany. I dada nefarious bola try afar ny fohony ary navelany nandeha daholo aloha izahany no ny vita ny salado, iza kay aminio, mifampijery icy sy ilat bandy roa lahy, ary au dernier moment, naissant an’ireny clin d’oeil inin-telo ireny ilat olona no lady try nanampo na celi aza, any ka kofona mihisty ny ira t@ ry jareo.


Mody MISEO MAHAFANTATRA OLONA MARO

Misy lalana ira izay eto Tana, feno an’ireny dos d’ane ireny ilay izy. Misy fotoana, izy amin’io ny mitondra, mifanena amin’ireny fiara misy olona lady mizihitra no miavona ao anatiny (quartier residentiel ilay toerana), tonga dia hita hoe irony olona ratsy sana Irene play izy aloha. Toy tantra akorony icy no lady miarahaba be Malala fob no Tonga dia mitent hoe : « ahoana izao, miarahabo ooooo??? Elaela !!! »; tamotampoka eo, ilay olona mpiavona sy mizihitry, lasa miarahaba sy miresaka tsy satry no sady manontany tena hoe iza ara moa ity rangaha ity. ary no ny lasa izahay, dia lasa saina no sady manontany tena hoe fa iza ary ireny. Nisy olona izay gaga mihitsy baraka t@nay fa olona tsy fantany, modihany fantatra ary ataony aotran’ireny hoe tena efa fantany efa ela Ireny.
Misy aza Ireny, hitanareo, vehivavy vadim-bazaha (ilay foza ireny surtout), mifanena aminy eny @ toerana fietsenana, fa hegnenigny ataony « psssssst » dia mode mijery zavatra haha izy avy eo, na koa kitihiny die, int izy no mode lasa comme si de rien n’était. Ilay olona, eo no sady sosotra. Hoy izahay hoe, I dada its oa tena tsisy hevitra mihitsy, ary mehezany fotsiny izahay sady ataont hoe « hoadraydraydraydraydraydraydreeeeeeee , izaho izany mihitsy ahy ka!!!! »


ELA NOTORAHINA FA SENDRA NY NAHAY AZY NY NIAFARANY

Misy fotoana koa, ira harissa izay, tes @ irony parking na grande surface irony, tétons Tana, aisy 4x4 be cray izay, vitre fumée, ni parker tes akaikinay. Noho nivaoka ilay tao anatomy, rangaha iray Gasy ratsy sainy sy mpanindry olona izay (fa toy play Gasy mahafinaritra irony akorony), Tonga dia nodominy portiere-ny ilay fiaranay ary kika mihitsy ny carosserie. Nivaoka ary ny tonton-ko ary tsaika nitraotra izy satria i ratsisy saina tsy tia ahalala no sady lasa ihany no mbola mamerina hoe « nybparking nareo no tsy mety eeee, ary ity anie fiara panjakana e ».Tsaika l asa hanenjika ny tonton-nay fa hoy ny zokiko taminy hoe « je pense que si on le rattrape, on pourrait avoir encore plus de problèmes,fa zao j’ai une meilleure idée ». Nitodika tany amine izahay dia ninadry hoe inona…hoe ho kikisana ve le fiara be sa hiandry azy hiverina dia betrohina le bandy avec les risques que cela comporte; hay kay izy, tonga dia naka taratasy ira ary feutre izay feutre njazakely irony, le fanaovana coloriage pour enfantsbde 3 ans ireny…. inona no nataony hoy nareo. Nosortanay hoe « COUCOU MON AMOUR, Vas-y doucement, Gros bisous (dia bola misy Sabrina coeur be rose irony aty Ambany)», dia napetaka teo@ pare-brise le fiara be lay izy no sady misery ihany izahay hoe Sao miaula any na Sao mise m’agita, soa fa alinalina ny Andro t@ io fotoana io. Vao vita zay, dia novelomina hainbgana ny fiara dia nandeha, fa ry Reto aaa, j’ose même pas imaginer la tête du Gard en revenant de ses courses habita io taratasy io, sady en plus play izy, face ivelany, zany hoe hitan’ireo mpandalo sendra mandala @ couloir io. Hoy ny tantine-ko Ave eo hoe…hevitra tsars dia tsars int satria rasa hifanatrika amine axa kanak, icy fana no marina fa kanak, dis eo fana, ka ale aaa izay no tao @zay, icy sy ny papier A4 no miady ao…ceci étant, naja precaution ihany izy nametraka an’iny pour des raisons évidentes.

BANDY ANNEE 70 AKAMAN’I PAPA, EFA SOIR FA TENA MBOLA MI-STYLE

Lisy naman’ny dada ko izay, izy mazava ho azyme fa tsy Havana, era any @ 55-60 taona any fa mbola attention fa manao santiague be sy ambony ambany jean be aaannn, miaraka @ contre soleil fa dray dray dray. Izy indray tsy fanaony ilay pssst pssst, fa rehefa somary lady icy, dia tia angataka Alana, dia mihira no lady mamorona tonon-kira ary mody atombony @ hoe « Que je t’aime que je t’aime » no lady ampiana tonnons foronina hoe « laisse moi un peu de chemin »; ilay olona no lady misaka no somary gaga hoe hafa kely zany fomba zany. Fa izay rangaha izay, izy indray tsy hoe mankahala frantsay, fa plutot ny fahitanay azy, tsy tia vehivavy « foza » ireny, nefa miaraka @ vazaha; tsy aiko hoe misy hifandraisany t@ le hoe lasan’ny etranger ve ny olona tiany taloha ka nisy fietraikany izany. Fa izy aloha, maro no zavatra nanjoha azy t@ fihainana fa aotrany nampin’Andriamanitra izy ary lasa tafavoaka t@ fihainana ary nahita vady sahaza azy; ny zanany lahy izao nahazo bourse hianatra any Amerika ary tsy aiko ahoana no nataony, fa tafajanona tany. fa izay eo ihany, fa izy aloha dia mankahala vehivavy antsoiny hoe « petite petasse » ireny, izany hoe ireny vhv avy @ milieu modeste kanefa manambady par interet fotsiny…maro moa ireo eto @tsika. Manana fiara maro izy, ny sasany tsara, ny sasany ratsy, ary tena ratsy ireo mihitsy no tiany ny mitondra azy satria hoy izy taminay hoe: aelo itony no entina satria amin’izay, sadaikatra mihitsy ireo vehivavy «volamena foapla » » sy «diamant faopla » (izay no fiantsony an’ireny vehivavy firinga ireny eto dago. dia rehefa mifanena @ vhv « firinga mihevotra » izy ity, dia mikopaka be izy no sady mitsiky, no mbola ndraindray koa manao bisous bisous @ vava aotran’ireny hoe mahafantatra be ireny. Ilay sipa foza orana mahita azy no sady lagy be, no sadaikatra satria eo amaason-bahoaka be no misy fiara ratsy izany aaa, manao coucou be sy code-phare nao, ilay sipa foza nazaka vahiny vizana sady antitra izay tia mi-geste be fa hoe vadim-bazaha vieux be (Asa aloha fa raha izaho koa, tsy hiaraka @ ireeny etranger antitra ireny aho na hoviana na hoviana …aleoko seule!!!!!).
Ilay sipa surement, manontany tena hoe « fa iza ** koa ity anaty fiara motraka be ity »; izy nefa amin’io, miseo voamay mahalala ary masahy mihintsy aza mi engager resaka hoe « bonjour ma cherie, ça va? …alords ça fait longtemps hein??? ça va toi», tao @ restaurant feno frantsay izay no nanavoany fitenenana aotran,’izany fa tena sadaikatra ilay vhv (irery maindry bandy …vazaha vieux mazava ho azy fa tsy gasy annnn….izy t@ io) no sady tsy hitany izany atao satria eny @ embouteillage hitan’ny rehetra ireny izy @ fiarany ratsy be no miarahaba sy mikopakopaka olona mi geste sy ireny manao m’as-tu vu be sy mampidera fananana ireny izy; sady en plus, ao anaty an’ireny embouteillages somary miraikitra ireny mihitsy no tena fampiderainy an,’ny talentany.

CLIMATISEUR ECOLOGIQUE ET ECONOMIQUE

Une fois, niaraka izy sy ny zokiko, dia ao @ izany magasin d’enseigne connue be izany eto tana, ao ankorondrano ao, nifanena t@ vadim-bazaha vigagny ireny i année 70 sy ny zokiko, no sady mi style no mampiseo hoe, jero fa mitondra citroen 4x4 aho sns no sady vazaha ny vadiko. Ny zokiko moa, tsy nanao inona satria izy rehefa hoe vazaha tsy mpanindry sy tsy manao fihetsika « colon », dia mipetraka izy…fa ny akaman’ny baina, sady tsy taitra no notsofony rivotra ilay lamoson’ilay foza no mody mividy chewing-gum izy eo @ caisse. Amin’ny maha foza azy mazava ho azy, de miankanjo maivana de maivana ilay foza no mi style….Hita mihitsy hoe tafahala fihainana tao @ bas quartier voky saosisy feno tavy kena sy manao frippe. Niherika aza ilay foza hoe inona zany rivotra izany…i annee 70 nefa, mody vendrana no sady mody mamaky magazine. Afala 3 minutes ndray, tsofina indray ny nuque an’le foza ary mbola modiana vendrana ihany…. sosotra lay foza no sady tia hiteny mafy…fa dia…. tsy afaka satria eo a mason’ilay vazaha soir ka manala baraka sady sao mi compromis eo ny heritage sy ny euros be sy ny passport frantsay….. alro mangina sao divorce marina no afarany.


MAKA PARKING NO SADY MIHIRA

Eo amin’na parking na ecole iray izay, lafo izay ecole izay eee, maka mi style be eo ilay sipa foza hafa; sendra tao i annee 70, fa mody navelany aloha i style tsara sy ampidera fiaran’ilay vazaha soir be. Afaka 5 minutes teo ho eo, nasiany klax ray aloha; mierika ilay foza no sady mi se demander hoe iza azy no mampaneno klax; nasiany 2eme @zay, meme chose; avy eo 3 eme… izy amin’io mody fanina be no mody mamaky « roman », no sady mody manao mierikerika koa. Nirava @ zay aza ny ecole ary andeha hiakatra anaty fiara ilay makosa. teo mihitsy i tonton be no niala parking ary no nifandrify taminy ilay sipa, nasiany hira imrpvose hoe « ohhh qu’iol fait chaud seigneur, qu’il fait chaud lalalalalalallalaa… je veux de l’eau l’eau l’eau llaalalal no sady tsy mivaky loha ihany…le sipa eo andaniny, mijery sady kôpy hoe aotran’izy no visée..
tafavoaka teo indray, mbola nifenena t@ makosa hafa indray izy ary nasiany code phare ilay fiara no sady miarahaba be manao salut sy mikopaka be ra tonton. NY zokiko, eo akaiky, tsy mijery fa sady mimehy ihany hoe « ao zany, she is screwed up!!! » satria tena menatra ilay sipa foza noho ny ataony satria kosa « sady tsy vazaha no miarahaba no en plus koa sady fiara ratsy »…
Fa l’ami de mon pere, il a raison en disant hoe:« il faut être une pétasse pour coucher avec des hommes (qui ont en plus 120 ans de plus que la foza) pour leur argent » et pour lui « ya aucune difference entre ces filles et celles de tsaralalana ». Izaho aloha mahita ary d’accord aminy.

TOURISTE VIZANA

A Ivato, alors que mon frere devait transiter par Maurice (pour aller là ou il étudie), dia misy touriste frantsay roa, nanalika an’ilay hitanareo le olona eo @ guichet ireny. Il a vu et je le voyais commencer à chauffer. Vita aza ny enregistrement an’le 2 lahy ary niverina ry zareo ary nandalo teo aminay. vao nandalo izy ireo, niteny ny zokiko hoe « scheisen Franzose!!!! » fa tonga dia le olona nilahitra tao aoriana nanao hoe « annnnn!!!! » no tsy nehetsika; ilay vazaha nijanona


NY NATAOKO INDRAY

Une fois, tamin’na cafe iray izay teo Tana, tany ivelany ny zokiko t@ izay (satria izy moa tsy mianatra any fa misy fotoana izy mandalo aty), dia nisy lehilahy vahiny mikotikoty ary tena tsy menatra ny manao an’izany. Ny zokiko moa efa milaza taminay foana hoe « aza manaiky kotihin’ireny vahiny vizana eto dago ireny fa ireny aza any Frantsa any tsy tafiditra resto, fa eto fotiny iregny miseo manambony tena eo ». Iny aza fa nikoty ilay etranger ary miheritreriytra angamba izy io hoe izahay karazan’ilay gasy tsy miteny sy saro-kenatra ireny ka tsy ahavita hi-contrer azy….na koa mety tsy ampiziny hoe malagasy hianatra any @ tany anglophone iray andro any na manana havana mianatra any @ firenena miteny Anglisy….. fa ny ahy, tonga dia novelesiko teo amaso n’olona teo, no sady niteny mafimafy aho, no natomboko teny Frantsay du genre hoe « Mais pour qui vous vous prenez, bordel!!!!!!! »; tsy nanampo ilay vahiny ka mbola mody nigolangola teo no mbola mahavita ihgany no miteny hoe… »mais je plaisantais, etc… »; fa notohizako anglisy amin’izay ary nataoko hoe « Get your hands off me…UNDERSTOOD!!!! », tsy hafam-poho ao, ary mbola nataoko hoe « DO YOU UNDERSTAND ME!!!! »; Tsisy nahetsika tao @ lay toerana na ny mpisotro na ny mpiasakafo ary niafarany moa, dia niala ilay vahiny fa trtran’ny nahay azy. Ny alin’iny, niresaka t@ zokiko tany Wellington ahy ary nolazaiko azy.

NISY COUSINE-KO iZAy…??Iza taminareo no efa nisy nanao abus de pouvoir na harcelement? Misy ihany angamba. Nisy orinasa izay, tsy lavitra an’io gastro tao antanimena io no misy azy; orinasa izay frantsay no nitantana azy taloha fa tao aotrany efa niova amizao. Dia nisy cousine-ko izay nitady asa tao ary voaray, fa apres fotaona vitsi2? dia nanomboka nataon’ilay vahiny tao chantage ary nanomboka nanaovany resaka chantage isan karazany ireny. fa izy aloha, contrairement @ olona maro, karazan’olona tsy manaiky ho ambaniana izany sy hoe atao chantage sns izany, fa tonga nametraka demission ary tsu vitan’izany, fa tonga dia novazavazainy be teo amason’ireo employe gasy hafa ilay vahiny; iny izy fa niala avy any @ parking, nanavovany forcing ary nidirany tao @ birao ilay vahiny; tsy nanampo ity farany ka mbola niteny hoe « je suis occpue patati patata »; fa to,nga dia elle a fichu son poingt sur la table dia nobetrohiny ilay vahiny patron hoe « pose ce telephone, j’ai pas à vous attendre!!!! »; tena tsy nahetsika lay lehilahy veta ka nametraka telephone, fa tonga dia noteneniny be hoe « vous et votre politique de promotion ds cette compagnie, vous êtes de la m*****!!!! nanomboka no critiquer-ny daholo ny fomba fanaony io lehilahy io satria moa io manao resaka recrutement an’na vehivavy pour promotion pub ireny ka efa malaza hoe manidy birao rehefa mampanao recrutement. Fa dia tena nataon’le cousine-ko maivana tao fa tsy nahateny; ireo employe gasy moa, tsisy tafahetsika. Vitany ny niteny an’le DG, fa nidirany tao @ birao koa dy D.com (vazaha koa), ary nataony namay no sady noteneniny hoe «regardez comment vous traitez les malgaches, pauvre cretin!!! », izany ve ianao ho y izy no nianatra tany amerika??? amiko ianao hoy izy, « vazaha frippe » miseo mibontsony eto @firenena afrikana fa olona maivan-doha (écervelé et incompétent). Vita ny vazavaza, nivoaka izy no sady nakarapohiny ny porte d’entree ary nitresaka mihitsy aza ilay poignée.
izay ny hoe, rehefa misy ny tsy rariny, tsara ihany no miakatra sy maneo ny heviny.

NA C.R.S FRANTSAY TSY HAFA NANAOTRA E!

Fa une fois indray, tao Lyon, aisy manifestation izay, dia mise an’ireny bus fend CRS ireny (juste eo @ place bellecour eo mihitsy ho anareo zay mahafantatra). zaho sy izy ao anaty taxi, dia somari mitohana ny lalana. Tonga eo @ le CRS izay aza le Taxi, fa tena nangarihan’ny dadabe ilay camion feno CRS fa tena nitodika ireo CRS izay nifandrify taminay, fa zany hoe ny nahatsara azy, tsy afaka manenjika satria bus be le izy no sady izahay koa ao anaty taxi ka tsy fiaranay le izy, dia tsisy hazon’ireo atao… fa tena hitako tezitra ireo CRS frantsay nohon’ny ataony, fa soa fa tsy nitohina ny lalana fa asa fotsiny angamba….
Tao mantparnasse koa, station de métro, irey hariva zay, @ iny escalator be iny, misy polisy frantsay midina, izahay nefa miakatra…heure de pointe.@ io fotoana io. I dadabe no ao ariananay @ io ary vao nia-fandrify azy ireo polisy, dia notsopazany pssst psssst, ary mazava ho azy fa niherika moa izy ireo. Ny nahatsara azy, dia betsaka ny olona ary ireo crs tsy afaka nanao inona fa nitodika no nanao hoe « monsieur, c’est quoi le probleme » mikika ery ambany ery. I dadabe, tsy mamaly fa mbola clin d’oeil plus triple bisous ndray no nalefany t@ ireo polisy frantsay. Juste par precaution, na dia hoa tafahidina lavitra aza izy ireo, dia aleonay ihany t@ zay somary ni-depasse olona ary niala ny escalator haingana sy nivaoka ny station montparnasse sy nandray taxi haingana sao dia misy manao retour ka hikasa hanenjika sanatria. Ny lendemain ihany, dia tao @ station gaite io (Paris), dia mbola neverina indirai play fihetsika…. Ilay CRS 4 lady efa afaka an’ilay portail int no nasiany « psssst pssst psssst » indray. mazava ho azy fa niherika ire CRS fa tsy hitany izany natao satria koa moa en plein jour (bavure policière raha vao toerana feno camera sy olona), no sahady aotrany efa somary tafidina lavitra ihany izy ireto.


Ny mahagaga nefa, tany Allemagne izahay, mifanena @ polisy rainoboto, efa 4 na 5 fois, fa tsy maninona izy…. aotran’izany koa tant Nouvelle zelande, mifanenana @ paolisy neo-zelandais any koa izy, fa tena tsy ataony na inona na inona.


NY TENA LEHILAHY TSY MANAO CAGOULE

Volana vitsy2 taty aoriana, juste teo digue teo, nifanena t@ pick up mitondra olona mi-cagoule be ireny; ilay ora moa somary embouteillage kely fa mandeha ihany na de izany aza. tampoka2 eo, nalefan’i baina be ndray ilay psssst ary nitsambaotra nitodika ireo cagoule be hijery … ny olona en @ manodidina, samia gaga no manontany tena hoe « tena fasahiana koa izany ». No ny avy eo, mbola nokopahiny indray re olona ireto cagoule, aotran ireny faano @ zaza 3 taona ireny. Ilay pick up moa, Etsy afdak mlijanona, no koa ny fiaran’i baina, mandeha ihany, any ka na tia hidina may aza direto farany, dia try afaga fa miaritra Vfotsiny eo. Ny mamako moa, izay Etsy mpananihany olona na kely aza (izay play atoo hoe gène récessif) dia niteny hoe « soa ihany ianareo fa any diego no mipetraka fa raha eto tana, metti manahirana ihany raha mifanena amin’ireny ». I baina, tsy miraharaha fa nataony ihany hoe « irony dray de toy hifanenana amino fa izaho manga mivaoka alina???? » ary « raha hitako aza ny sasany @ ireny, módiko adala fotsiny ».
Mise mahatsara azy ihany ilay tsy mivaoka alina, no sas mipetraka any @ faritra satria sur fa tsy hifanena @ ireny mihitsy aloha….
Valio | Miverina eny ambony