Fifaninanana lahatsoratra

1. Meva215 ( 09/10/2018 19:14)
Ho antsika malagasy, mba tiako ho zaraina. Misy fifaninana lahatsoratra amin'ny teny frantsay izay ahafahan'ny rehetra mandray anjara. Ny lohahevitra velabearina amin'izany dia ny hakanton'Antananarivo. Afaka mandray anjara daholo ny rehetra ary alefa mailaka ilay lahatsoratra.

Ato ny andinindininy ho an'izay liana https://stileex.xyz/concours-litteraire/

Mandraisa ary anjara fa misokatra any ivelany izy ity ary maro ny loka ho zaraina. Dingana iray afahantsika mampahafantatra an'Antananarivo eran'izao tontolo izao koa ity fifaninana ity
2. Ulrichandry ( 10/10/2018 06:48)
Ary tsy misokatra ilay lien an'ilay Izy ah
3. Maeva2515 ( 10/10/2018 06:52)
Tsy misokatra mihitsy ve?Mitsidiha ny pejy facebook https://www.facebook.com/stileex.xyz/

Fa averiko ihany le lien ra ohatra tsy nety ny nanaovako azy teo https://stileex.xyz/concours-litteraire/
4. Maeva2515 ( 10/10/2018 06:57)
5. Ulrichandry ( 10/10/2018 07:04)

Maeva2515:



https://stileex.xyz/concours-litteraire/


Misaotra indrindra ?
6. Maeva2515 ( 10/10/2018 07:12)
Tsisy fisaorana :) mandraisa anjara
7. Ulrichandry ( 10/10/2018 07:14)

Maeva2515:

Tsisy fisaorana :) mandraisa anjara

Handray anjara amin'io mihintsy aho fa mila fotoana kely hanamboarako ny article halefako any?????
8. Maeva2515 ( 10/10/2018 07:19)
Alefaso par mail @ plume@stileex.xyz na midira ao @tranokala. Izahay koa dia ao @salon du livre manomboka rahampitso dia afaka aterinao. afaka ihany koa miantso ny laharana 034 41 915 39
9. Maeva2515 ( 10/10/2018 07:25)
10. Ulrichandry ( 10/10/2018 08:03)
Mety tsy ho tratrako rampitso io fa za tena vao mianatra ny manoratra article mihintsy dia ezahiko atao mba hoe tsara zany ty zavatra ty mba hoe fandraisan'anjara ihany koa fa mbola tsy haiko hoe ho tafavoakako ve ty sa tsia ????????????
11. Maeva2515 ( 10/10/2018 08:07)
Tsy maninon ka fa atramin'ny sabotsy izahay no any. Sinon alefaso mail ftsn e, atr@22 octobre le concours le concours
12. Ulrichandry ( 10/10/2018 08:08)

Maeva2515:

Tsy maninon ka fa atramin'ny sabotsy izahay no any. Sinon alefaso mail ftsn e, atr@22 octobre le concours le concours

Ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347