You are here: home > Forum

Raha hanambady sinon mijanona celibataire

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : Raha hanambady sinon mijanona celibataire
Valiny : 1
saho - 28/09/2018 06:52
Hafatra ho anareo tanora
Ny fianarana, ny fahaleovantena ara bola, efa matotra ve ianao eo amin ny fiainana na ady hatrehana
Lazaiko eto hoe ady, tena izay no miseho rehefa tsy manjaka ny fitiavana

Ireo mitovy fomba sy mitovy fahaizana aminao ihany vadiana

Aza manofinofy zavatra hafa rehefa te haharitra ny tokantrano

Experience avy aty amin ny olona mandinika, na araho ny SOA TIAVINA NIAINAN NY NTAOLO taloha fa misy marina mazava be ao....
Valio | Miverina eny ambony
BENEM - 29/09/2018 08:53
1- ny fiainana amiko tsy ady ary tsy iadivana fa atao namana.izany hoe tsy adiverisera ny fiainana fa tena akama be mintsy,amin'izay izy manampy ahy.
2-tsy olona afaka ny hilaza hoe efa tena manana ny ampy vao hiditra amin'ny tokantrano fa io fanapahan-kevitra raisina.

Valio | Miverina eny ambony