Raha hanambady sinon mijanona celibataire

1. saho ( 28/09/2018 04:52)
Hafatra ho anareo tanora
Ny fianarana, ny fahaleovantena ara bola, efa matotra ve ianao eo amin ny fiainana na ady hatrehana
Lazaiko eto hoe ady, tena izay no miseho rehefa tsy manjaka ny fitiavana

Ireo mitovy fomba sy mitovy fahaizana aminao ihany vadiana

Aza manofinofy zavatra hafa rehefa te haharitra ny tokantrano

Experience avy aty amin ny olona mandinika, na araho ny SOA TIAVINA NIAINAN NY NTAOLO taloha fa misy marina mazava be ao....
2. BENEM ( 29/09/2018 06:53)
1- ny fiainana amiko tsy ady ary tsy iadivana fa atao namana.izany hoe tsy adiverisera ny fiainana fa tena akama be mintsy,amin'izay izy manampy ahy.
2-tsy olona afaka ny hilaza hoe efa tena manana ny ampy vao hiditra amin'ny tokantrano fa io fanapahan-kevitra raisina.

3. mirananirina ( 24/11/2018 18:02)
Sarotra matetika mitady olona mitovy fomba sy fahaizana izany. Fa amiko manokana izany ny fitiavana dia tsy voafetra fa rehefa tia dia tia na manana io na tsia. Na ratsy io na tsara.
Na izany aza tsara ihany ilay hevitra mba tsy ho very ny fombanao. Ohatra Katolika dia miaraka @ katolika, merina dia miaraka @ merina. Izay angamba tokantrano tsy misy mandrirotra indrindra @ ankizy avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7904