Ny perisily no tena tsara indrindra raha mila sopa...

1. BENEM ( 25/09/2018 08:12)
Ny perisily no tena tsara indrindra raha mila sopapa ianao hatao fanafody
ampangotrahina fotsiny tsy asiana siramamy de zay atao rano fisotro fa ohitanao fa madio ny rà.Ny rà ihany mantsy no fototry ny aretina reetr
novalian'i benem ny 25/11/2019 08:12
2. asa18 ( 27/09/2018 11:11)
Misaotra fa mahasoa ! indrindra amin'ny resaka tension
3. BENEM ( 28/09/2018 04:36)
tsis fisaorana,fa mba meo sopapa koa raha misy any e.
4. azteca ( 22/11/2019 12:22)
manadio ra izy hoy ianao, asa raha fifanandrifian javatra na ahoana, fa nisy olona (trentaine eo ho eo) nisotro azy nandritra ny 3 andro dia fanina tera tsemboka nifamonjena tao am'fivoahana tao am'wc.
tsy haiko na kisendrasendra na misy ifandraisany, fa mba mitantara zava nisy fotsiny aho
sao dia hoe samy manna ny toe batany ihany koa ohatra
....
5. benem ( 25/11/2019 06:59)
Mety o marina ny anao hoe samy manana ny toebatana ny olona tsi1/1.Fa amin'ny ankapobeny ny persil aloa de izay no asany manadio rà.
6. benem ( 25/11/2019 08:12)
Tsara raha manatona mpitsabo izy raha izany fa sao de hanaonao foana eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5047