You are here: home > Forum

Iza Malagasy fa izaho no manindry vahiny rehefa manao tsy rariny izy ireo. Izay no fataoko

Lohahevitra : Soso-kevitra
Fitohizan'ny hafatra : Iza Malagasy fa izaho no manindry vahiny rehefa manao tsy rariny izy ireo. Izay no fataoko
Valiny : 0
alex32 - 20/09/2018 10:02
Salama daholo,

Misy tokoa ireo vahiny ireo (ny sasany) tena miseo manambony-tena mihitsy ary misy aza tena tsy
menatra manalika Malagasy mihitsy. Misy vahiny maromaro (fa tsy ny rehetra ankorony) izay mipetraka coté ilafy ao ao (akaiky fiangonana izay ilay toerana) fa tena malaza ao @io tanana io mihitsy hoe mankahala gasy. Io vazaha io manana tany goavana be ao ary manana trano sy
karazan`entana marobe koa. Kanefa, izy io, tsy tia gasy nefa mampiasa
gasy no sady mipetraka eto Madagasikara eto!! Amiko manokana, inona no
hipetrahanao eto rehefa tsy tia Gasy ianao ary inona koa no ampiasanao
Gasy?? Mazava ho azy izany fa io vazaha io dia tonga eto exploiter
Gasy fotsiny ka amiko manokana izany, tena hitako fa justifie tsara
ilay fomba fanaovanao hoe 'aza mi se laiser faire' rehefa mifanatrika
aminy fa ataovy enony hoe tsy an`azy anie ity Gasikara ity. Mety hoe
betsaka ny Gasy eto @ forum hoe tsy tia ny fombanao, kanefa, amiko
kosa, dia tsy mety izany hoe taninao ve ity dia enao Malagasy indray
no andefitra no mbola sady ambaniana...sanatria.

Mikasika an`io ambassade de France io indray dia efa malaza manambany
Afrikana mihitsy izy io, indrindra moa aty Afrique francophone aty.
Nisy olona izay tsinina fantatro, efa 2 mois lasa izay moa....narary
io olona ka nila traitement tany ivelany, dia mazava ho azy fa nila
nangataka visa izy. kanjo ela dia ela vao nival ity visa ity satria
nilain`ireo frantsay ireo vanona ilay olona ka tara be vao tafahala
teto M/scar. Noho izay, dia efa grave be ilay aretina vao tonga tany
izy, ary ilay traitement tsy dia nahomby intsony. Maty ilay rangahy
noho izany ary namely kamboty.

Ny point-ko dia tsotra: Maninona moa olona efa marary izany mbola
ampiandrasina? Fantatra io iolona io hoe tsy ho hanao clandestin any
mihitsy (olona manana asa io olona io eto ary efa plus de 50 ans).
Marina fa mety hoe somary 'extreme' ny action raisinao camarade @
soso-kevitra hoe ahaona no tokony havaovana an`ireo frantsay miseo
manambany eto @tsika, fa izaho manokana, mahita fa rehefa tsy manao
an`ny rariny ireo vahiny (na vahiny ino io na ino) reraka ireo, dia aleo omena leçon any
mihitsy fa tena indraindray diso trop loatra koa ny fanambanian`ny
sasany @izy ireo Malagasy.


Ka samy tsika miheritreritra fa ny ahy aloha raha misy miseo minambany
eo, ataoko tonga saina mihitsy ary voamaika ambaniako. iray hariva
izay, tao @ na centre commercial tao ankorondrano izay, nisy frantsay vavy izay
mirotoroto be ary mampiseo mihitsy hoe 'nareo gasy indray dia tsisy
fotony fa olona mainty kely daholo'. Fa tena hitako izy iny hoe tady
haka an`ilay entana farany teo, fa tsy menatra ahy ni doubler azy ka
tonga dia nataoko izaho no nahazo an`ilay entana (fromage farany teo
ila izy), any izy ka tsy hitany izay natao fa heveriny angamba hoe
Gasy ity dia tsy mahavita manohitra an`aho.

Une fois izay indray, tao amin’na grande surface iray, nisy maimbo carry izay, mbola tanora, nanao fiejry mandreraka be an’ilay chariot nentiko (fenofeno ilay izy fa tsy hoe tena feno be aaa), tena manao fijery hoe « akory ianao gasy nefa mbola feno entana chariot-nao. tsaika tsy nanantona ihany aho fa decidé aho ka natosiko moramora vers sa direction ilay chariot… No teo akaikiny ilay izy, dia tsy nihetskika ilay be-carry fa asa izay ao an dohany. taitra ny lohako ary tonga dia notenneniko teny Anglisy be hoe « excuse me, do you think it is possible to get through please!!!! » sady nataoko nasiaka kely no nojereko droit ds les yeux izy fa tonga dia nihemotra tsisy aotr’izany….notohizako hoe « ooohhh, you knooowwwww…..just wanna grab those biscuits my friend, they’re realllllyyy niiiice, don’t you agree? » ; izy amin’io, tsy nahetsika fa mijery aho no sady tsy mahavita mamaly…. Hoa ahy hoe…ao zegny!!! tratrako tsra minan’ny tsy fihinany. No azoko lay bicuit, sady tsy taitra ahy no nanao hoe… « thanks my friend, was nice meeting ya!!!! » dia lasa aho nandeha, i be carry tsy tafahetsika no sady mijery ahy mihanahana eo hoa « tena nisy sendra nahay ahy t@ ity »…fa voila ihany ny fanaovana an’ireny olo mandreraka ireny; tsoriko aza fa ataoko matetika be io fihetsika io koa @ i Frantsay si Italiana sasantsasany… aleo manao satria amiko….electrochoc ilay izy ary mety à force, mampihova ny perception an’i gasy sasany ao @ sain’ireo frantsay valaka eto. tsara ny mampiseho hoe…izahay, on n’en a rien à foutre de votre culture et de la France!!! Tsara ihany no mi annoncer couleur indraindray satria manova zavatra io, manatsara zavatra, surtout, ho antsika…

Une fois izay, nisy fiaran`ny ambassade frantsay izay
niseo milay...vazaha no mitondra...tsaika irotoroto hanao be loha
fotsiny tetsy Alarobia tetsy fa tsy mahay mi-patienter aotran`ny olona
rehetra fa angamba hoe mihevitra azy ho vazaha. Sady tsy mety
mihemotra izy io fa ilay gasy no tadiaviny anao marche arriere. Izaho
moa zara fa nihembotra @zay izy io fesona eo va tafavoaka. Sahy ahy
satria ratsy ny fiarako ka aleo izy andona eo raha sahy fa ny an`azy
no fesona eo (ny fiarakao, ataoko exprès hoe ilay ratsiratsy no entina). rehefa nifanitsy ny varavaranay, norarafako hoe 'pauvre
con, retournes dans ta France remplie de pédés’' fa tsy sahy nanohitra, satria angamba izy irery no hitany koa
ahy hoe olona sahy-sahy. Ambon`izany koa moa, izaho tsy hanao
application-na visa ho any Frantsa ka inona moa no hifezahako azy?
NY mahavoa antsika gasy koa indraindray diso malefaka sy miseolelaka amin’ireo vahiny ireo loatra sy tsy
sahisahy, any ka araraotiny tsara. Misy orinasa izay, frantsay koa io
orinasa io ary manao an`ireny publicite ireny izy io (ao antanimena
ao akaikin »ny gastro). Ao koa, malaza mihitsy hoe manambaka gasy ry jareo @ lafony
karama kanefa hono ny asa tena bobaka. Tsy vitan`izany koa fa ilay
vazaha miasa ao mampifilafila @ karama hono raha tsy hoe matory
miaraka @ny mpiasa ao @io orinasa io. Ka hitanareo @izany ny adin`ireo
vazaha eto: mampikarama ambany kanefa izy mahazo tombony betsaka eto @
nosin-tsika....hiarahana mahita angmaba fa misy zavatra tsy rariny
izao, na @ireo orinasa vazaha sasany eto, na @ ambassade, na koa @
ireo mpandraharaha vahiny sasany, na koa, amin`na orinasa frantsay
lehibe izay tsy miraharaha an`ity Nosy ity fa faly maka profit fotsiny
(hotels frantsay sasany ireny, orinasa petrolier mitrandraka petrole
any Melaky ireny ka malaza hoe mandoto, manimba environnement sy
manambaka Malagasy fotsiny (Jereo fotsiny amin`izao:
http://www.gn.apc.org/network/news/say-no-totals-mining-plans-madagascar)).

Ka jerevo @ ireo fihetsika madinidinika tsy mihendrika ireo aloha ny
resaka fa maro amin`areo angamba no mandio hoe rarany raha tezitra
ireo afrikana any burkina faso sy cote d`ivoire ireny. rariny ihany
koa raha betsaka izao ny gasy tsy tia hierika an`i la Frantsa intsony,
ary efa misy koa gasy sasany aza tsy mandeha mianatra any intsony
mihitsy, no sady miteny anglisy izy miverina eto (@ izay, afaka manindry karana sy frantsay tsara mihitsy). Misy koa ny sasany
alaony any Malaisie no mitsabo tena na toerana hafa satria izy marina
moa no hijaly hiandry fatin`na visa eto eee? Normal be mihitsy izany amiko
satria iza koa moa no ampifilafilain`ireo Frantsay ireo ao @io
ambassade ratsy sady mikorontana io no maimbo sigara. Marina ny anao camarade fa mila mampiseo fitezerana
mihitsy satria isika Malagasy ireto dia mitaraina fotsiny fa tsy mba
manao action izany rehefa hoe vazaha ilay manao loha be!! Rehefa isika
samy gasy nefa jerevo!!
Izany no ataoko hoe aoka izay ny fitarainana, fa hanaovy geste
maherihery (tsy voatery hoe manompa be na manao boxe),
fa juste geste simple somary hostile (fijery ohatra, na pause arrogante ireny koa mety tsara, ialy mizihitra ireny no sady tsy miteny koa mety tsara, na aotranay, teneo teny Anglisy!!!) aza fotsiny dia efa ampy. Aza manaiky ho ambanian`ireo izany e; izaho aloha tsy manaiky na eto dago na any ivalany ireny fa ny ahy dia ataoko mahamay ireny rehefa mandreraka ahy!!! valivaliko be, na kitihiko anananiko rehefa tsy revekoa, na koa tenenako teny anglisy nefa any amin’ny taniny aho…. any dago moa, tonga dia indraindray tenenikoa mihitsy hoe « miveregna any frantsa, especes de ***** » rehefa miseo tady ananmbony tena. NY karana (ny sasany) indray dia tairiko no sady hananiako hoe« carrrryyyy » na « beef vindalooouuuuuuuuuu ».

une fois koa, teo ivato teo, nisy polisy (gasy) ireny misio miavona, juste ilay eo @ fivoahana rehefa miverina eto dago ianao. Sady tsy mahalala fomba no miseo deba (tsy ny PAF fa ireo polisy juste eo amin’ny porte de sortie ireo), fa ny ahy aloha, andrasako amerina an’ilay passeport dia ataoko mafy tsara hoe « merci toooontooooonnn » no sady vimbiniko ny entana no lasa aho. Avelako hijery eo no sady …aninona moa izy eee?? nga nisy ompa teo?

Teo ivato ihany, misy mpiasan’ny ministere de la santé izay, miseo mibetroka..ary ny mahagaga, rehefa Gasy ihany (surtout hoe Gasy tsotra) vao mihetsika ny adalany. Izaho moa tsy sendra azy fa raha sendra azy aho, novalovalioko teny Frabtsay teo (tsy hoe tiako ny teny Frantsay sanatria, fa … ny teny frantsay no teny irery efficace ahafahanao manindry « incompétents » eto dago…mahagaga, sa ve tsy nandinika anareo?; ny teny frantsay, mitovy effet @ teny Afrikaner any Afrika Atsimo raha mi remarque ianareo…c’est la langue des Boers (taranaka Hollandais sy Flamands ireo) d’Afrique du sud, et non de sud africains Anglais). Vao afaka an’ilay section « santé moa izaho » sasy tsy taitra ahy no tsy mivaky loha, fa kitihiko ilay « agent » miseo milay no sady lasa aho… hoy ahy hoe « ataovy zay tianao fa tsy rarahiko na aninona ianoa na aninona!!!! »

misy koa, une fois izay, efa elaela, mivaoka avy ao @ na grande surface ny tenako dia juste mangataka iampita eo @ny parking. misy karana ao anaty fiara tsara be tena hitanao hoe tsy tia hanome lalana no manao fijery maloto. Raha Gasy hafa, sur aho fa nijaridona teo fotsiny, fa il est mal tombé avec moi. Somary nodondomiko kely fotsiny ny carrosserie, ary nijanona izy…vao nijanona ka nanokatra fitaratra..angamba hoe hanindry aho…tonga dia nopetahiko teny Anglisy be hoe « you cannot see there are people crossing!!!! » no sady noteneniko nasika …. fa tsy tafahetsika ilay karana miseo manambany, no sady tsisy nanampoho ireo havana Malagasy sasany manodidina aho. comme quoi, efa diso manana perecezption negative ireo vahiny sasany ka somary mila « mettre les points ur les « i » kely » satria amiko, mila mampiseo hoe ny gasy, tsy mpisolelaka, sy mataohotra azy daholo fa misy ny Malagasy (tahaka amiko) mahavita miteny sy masahy miteny ny rariny. Eto amintsika, mila somary manao réaction kely ihany fa aza dia manaiky ho lembenan’ny olona sy alikain’ny olona foana ry Havana Malagasy ! Ary na any Frantsa aza ny tenako, dia maneno koa rehefa hitako hoe mist zavatra tsy rariny satria c’est pas parce qu’on est chez les autres qu’il faur se faire marcher sur les pieds!!!! Tany koa izao, nisy nahazo anay izay tao @ fivarotana iray izay (racisme flagrant ilay izy) fa tena nataoko nirehitra ilay vehivavy Frantsay (tao Lyon io toerana io, rue de la république)!!! Tsy navelany nokitihina ilay akanjony varotany, tonga dia noteneniko hoe « What is your problem??? you got an issue with me?? fa tsy nahetsika ilay ramatoa no mbola nasahy niteny hoe »parlez français)…fa voamaika nataoko teny Anglisy ny resaka ary mbola nataoko hoe « people like you are SCUMS here in France!!!! I am going to report you to French authorities, this thing is not going to stop here…do you underdtand !!!!!» (no sady noteneniko somary mafy)…dia lasa aho satria amiko, c pas la peine manao scandale de plus ao fa teny Anglisy dia efa ampy hanindriana an’ireny vahiny (sy olona raciste koa) sasany maivan-doha ireny.
Valio | Miverina eny ambony