You are here: home > Forum

Havana mananihany olona rehefa sosotra - tapany 1

Lohahevitra : Toekarena
Fitohizan'ny hafatra : Havana mananihany olona rehefa sosotra - tapany 1
Valiny : 0
alex32 - 20/09/2018 09:51
Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.
Izy aloha, dia olona azo lazaina fa normal tsara ary nianatra no sady nandalina, ary mpisolovava a la retraite moa izy fa azo alazaina hoe tena mahay izy ny asany ary mazana mahomby faona. Fa misy fombany izay tena mampihomehy ato amin'ny fianakaviana. 

MILAHITRA GUICHET

Rehefa somary tezitra izy, dia mananaiany olona, ary mazana olona mandreraka sy ilay ilona hita hoe mpanalika olona hafa ireny no victime. Misy an'izany hoe misy olona mahatsiravina na mijery azy aza aloha, milahitra tsara ao amin'ny banky (eo amin ny guichet ireny), fa tonga dia kitihiny; any ka miherika ilay olona fa modian'ny dadabenay adala fotsiny ary midony mitazana zavatra hafa. 

ALEO TSY MIBAHANA REHEFA MISY BUFFET DE MARIAGE

Misy koa, amin'ireny buffet de mariage ireny, misy miseo manao be sandry be fotsiny, tsy tia ahalala an'izay sasany. Justement, amin'io sakorokoroka be iny mihisty no hikitiany indray ilay olona miseo azy be sandry, fa tena .. o ry reto a...miteny ireny mihitsy. Misy an'ireny garde garde du corps ireny koa, tena tisny no manisy an'ireny. Misy an'izany 4x4 be izany feno garde, efa taona vitsi2 zay teo aminy 4 chemin teo ampasampito teo, tinga de mibahana be tsy te ahalala, nefa hita hoe mi creer embouteillage fotsiny. Fa taitra oa ny lohan'ny baina fa nampidiny mora2 ny fitaratra tao aoriana fa tonga dia nasina psssst psssst ilay fiara be fa tonga de niherika ilay be contre soleil ary ny mampihomehy, dia tena sadaikatra ry jareo satria tsy fantany a 100% hoe iza ilay tena naota be teo..satria moa, maro ny olona tafahitsoka ka tsy afaka mihitsy izay hanendrikendrika. Fa ten aotrany tonga saina dia nisaka ho azy. Hoy ahy hoa, d'un cote, tsara ho azy izany satria manao fihstrkia maivam doha ka amiko, ils meritent cela!!



DOUANIER PARFUME AU COCO

Misy an'izany hoe mamaoka entana any amin'ny douane any ivato, dia ampiandrasin'ny olona hoe tsy maintsy izany Coco izany no manao siganture, fa taitra i baina fa tinga di anihiran'i baina hira imorovise hoe..."coco cocoo cococococococo...ou es-tu mon coco....cocococococ, fa tsy nahetiska ny iray birao tao ivato tao. Ny ahy moa, efa manomboka zatra azy, dia je me contente juste de hausser les epaules et je sors discretement.
Misy koa, cas iray izay, olona mano depassement dangereux ireny, fa hananian'i rabainabe amin'ny klaxon mihirahira sy ny pssst pssst (izy tsina mbola mitondra na de efa handray 74 taona aza amin'ny fevrier.).
Une fois koa, miantsena izahay amin'na centr commercial ray izay, dia misy olona aotran'ny fonctionnaire manao costard be ireny sady misekoseko, fa mody tsy taitra mihitsy izy manantona moramora an l olo, any ka tsy mailo ilay olina. Rehefa eo akaiky eo amin'izay, mody asiana hoe "belle chemise mon vieux", na koa hoe "tsara lobaka zany zalaheeeeeeee", mainkina, fa tena kenda le olona no sady tsy manampoho.....

 AZA MITONDRA MAFY LOATRA ENY AN DALANA FA METY AMPIDIDOZA

Misy koa, mandeha eny an dalana, i ra baina be no mi conduire aminio (attention fa 77 taona izy fa mbola mahafehy tsara'no sady kinga), fa misy an'ireny maano depassement abusif ireny fa ataony mahazo farce mihitsy.... misy an'izany klaxonner ny papapapapapapapapapa tsisy farany, na koa ataony psssst psssst mafy fa tena tonga de miherika zay tratrany no sady rangitra. 
Misy an’izany hitrangany lela koa ny sasany (nisy karana izay tratra nandeha mafy) fa tonga dia nanaovany tire la langue be fa tsy nahetsika no sady ni-freine hijery hoe fa iza koa iny.



TONTON DISO HAFAHAFA FA ALEO IHANY DADABE

Fa ny pite, ny tonton-ko, izay tsy tia frantsay, indrindra moa ireo frantsay eto Dago satria hoy izy hoe manjakazaka hono.... fa ahy hoy izy, tsy hanaiky an'izany ary ny ahy dia ataoko mahita ireny vazaha ireny eto. Nisy vazaha mitaingina moto be zay, no sady mi depasse no izy ndray no hitady hisisika, fa nomen'ny tonton Rafidy phare no sady no nomeny klaxon laaaaaaaaava, no mbola nomen'ny hoe co****d. I dadato rafidy ihany koa, misy an'izany 4x4 be misisika be izany ka tena tsika nidofotra aloha tany amin'ny fiara hafa, fa tonga nifanitsy teo aminy, fa tonga dia novazavazainy le fiara be hoe "doucement cre***!!!!", fa tena nijanona le fiara panjakana ary tsy nahetsika so sady lagy fa mihevitra azy ho vhauffeur am panjakana loatra ka tena nahazo taim bava tamin'izay. Indraindray aza, omeny mihitsy mihitsy aza une fois zay hoe.... ferme ta gueule espece de sous phyphre...encore une fois, amin'ireny chauffeur ireny.


Fa ao @ fianakaviana misy mankatohoa ny atoan'i tnton (ralahan'ny dadako moa izy io) misy tsia, fa aleon'ny maro ihany, ny dadabenay (papan'i mamanay izany), satria ny an'azy tsy dia be gros mots fa dia hanihany no betsaka...fa aleo aza amiko, izany satria, efficace kokoa ilay izy, satria mety mahatonga saina aza no ny hoe minetroka olona. Fa bon, c'est mon avis, satria amin ny hanihany koa, saroyra laviirra amin le olona no mamaly nao.

Miverina amin'idqdqbenya indray, nisy an'izany hoe metsena any amin ireny centre commefrcial ireny, dia tsaiko hoe ahoana nonahafantarany azy fa hoy izy hoe, iretsy hoy izy, mpiasa ny fisc, ireny mihitsy le manambaka vahoaka....fa modiny tsy taitra aloha amin'ny voalohany satria mbola misimisy ny course atao, dia avy eo, vao hoe kelikely sisa, kitihiny amin'izay le iray miresaka tsara amin'le respinsable ny magasin, de avy eo izy, lasa aotan'ireny tsy nanota ireny, le olona sady fanona no tsy manampo no sady lagy. Nivaoka ny centre izay de mopbola nifanena. T@ collegue lay voakitika teo ihany, fa nataony ndray hoe "mmmmhhhh... belle chemise blanche ...mal repassee" no mbola lasa ihany izy etsy alohanay etsy. Izahay moa juste ato aoriana fa mody fanona hoe tsy mahafantatra azy ary d'ailleurs, zay fiana ny paika fa manjary silaka be, ianao no hilan'ny lova vanona eo hoe miaraka aminareo nga io baina be io, fa de aleo miataka azy manao mody vendrana ihany.

AGENT DE PARKING MISY MANAO REMARQUE CHEMISE

Aoyran'izay tsisy hafa no nataony t@ mpiasanna societe de parking irayyyyy zay...tetsy tsaralalalan, mametraka an" ireny contravention ireny le rangaha, izy, sendra mandalo fa nokitihiny aloha le ray somokotra be mametraka contravention...fa tsy nahantatenty vazivazy ka aotrany nikamenina hoa masoso.... olon dehiba patati patata...fa novalian'ny baina amin na kopakopaka be fotsiny fa tsy nahetsika koa. Angamba 1 mois apres, mbola teo antanainarenina teo koa, misy mpiasa parking 3 sa 4 miresaka sady mivaninivany no sady manisa vola...sa tsolotra...tsy aiko....fa nokitihiny ny telo no sady lasa ihany baina...n en plus ndray,  omeny clin d'oeil...nomsady lasa ihany izy....fa na niteny irery daholo zay tratra. izahay zay efa mailo, de aleonay mandeha cote oppose an'le lalany fa sao dia rakatra eo hoe miaraka 


 DIALECTE MALAGASY MAGNENO TSARA KENEFA TSY MI EXISTE FA FAOPLA E!!!

Dia une fois ndray, tao amin io salle fanaovana pasipaoro io, ao @ ministera ao anosy ao moa, misy olona sasany nandreraka azy, ka ny ao moa, olona avy any ambany no betsaka. Izy aloa, justement ammin le be olona be sahotaka ao, de araraotiny tsara mihitsy, fa ze azony, dia kitikitihiny hanaovany « farce » ireny, ary tena fanona mihitsy izay tratra (ilay mpiasa-panjakana moa izany) satria maro ny olo ao, ka iza moa no endrokendrehinao ...marina zany sa tsia? Fa fonctionnaire roa no tratrany fa tena nanomp any an 

De juste ndray, eo amin'le salle be fonctionanire eo (ao @ minstera ao ihany, na koa @ ireny bora fanjakana ireny koa fataony ity fihetsika ity), mody alainy telephone ireny, zay tsisy olo au bout du fil amin'io...fa modiny miresaka tena tanindrana..izay tsy tena tena tanindrana (nefa dadabe ko io, mitemy antankarana couramment satria mipetraka diego suarez depuis 30 ans), fa le iy, teny clown tsy mi-existe satria mifangaro teny merina, no sady misy teny betsimisaraka, no misy mot Anankarana, no mbola mifangaro accent Betsileo, tsisy naza naiza fa de invention totaly eeee, no en plus, mbola mifangaro accent antemoro manao an'le shhh shhh be ireny...fa na ireo fonctionnaire avy any la cote aza...mijery be azy no sady tsy mahazo ze teneniny no sady manontany tena hoe...fa teny tanindrana avy aiza izany tegny izegny fa tsy misy eeee!!!
Izy minio, miteny mafy be pour attirer l'attention no sady minotsima, no sady tsy mijery an le olona hniany izy, no manao fiteny tsy fanta piavihina, no en plus koa sady miteny mafy; ireo olona ao amin ny pasipaoro moa, tsy hitany ze atao fa sendra ny mahay azy ary tsy mahateny na ino na ino eeee!!


GARDE DE CORPS mI-STYME TEO ANKORONDRANA, SENDRA NY OLO MAHAY GIDRA NO IZY!!!

Efa inin betsaka izy manao an’io fihetsika io, surtout rehefa de apssage eto tana, ary depuis 2010-2011-2012 izy no tena fataony io zavatra io ary tena tsy mahetsika ireo garde sasany hanaovany azy. MItovi2 fiana ny fataony ary sahala @ zao foana: teo Ankorondrano teo vao tamin’ny volana Aprila lasa teo izany, vao tonga 2 semaine manao vacances avy any Diego indray izy, dia sendra ireny fiara cortège ireny. Ny mitarika moa, dia tsy moto fa fiara honda sa toyota break ireny, misy garde du corps be manao complet ao anatiny no somary mi-depasse. Tonga teo aminay aza ilay fiara honda feno agrde manao contre soleil dia nitegny hoe « mijanona »; dia nijanona moa ilay chauffeur (satria chauffeur no nitondra indray fa tsi i rabaina be valivotaka avy any Diego); fa novohain’i rabaina indray ny vitre ary tonga dia « psssst » pssst » no sendra ilay fiara honda feno garde, izay niherika no sady tsy nahetsika; teo amin’izao, nopetahan’i rabaina be « tire-a-langue » be ireo garde fa voamaiky narary kibo no sady tsy afaka maninona na maninona satria juste derriere moa, misy Deba be Patron tsy maintsy embesina, ka raha ianao garde corps cous-fifre no hiseo ijanona eo, dia mazava hoy ny dadabe-ko izay « ataon’i deba PAtron be mangiery ianao raha mijanona ». Izy koa nefa, na tia hijanona aza, tsy afaka izy hanazava an’i PAtron be hoe « io rangaha soir be io, nangariky ahy »…TSY POSSIBLE re tompokoooooo!!
Tezitra dia tezitra aloha ireo garde, fa …. Dieu Merci, tsy mipetraka eto Antananarivo i rabaina fa asa fotsiny angamba….

GARDE DE CORPS MISY MAHAVITA MANANIHANY AO ANATY GRANDE SURFACE IRAY ASABOTSY IZAY

Tamin’na grande surface iray teo tana, misy an’ireny garde hafa indray miaro olo manam-boninahitsy. Ny andro, Asabotsy, ilay toeran, feno olna ka somary misafotofoto. I rabaina manaoaraotra ny maha raiamandreny be azy, no sady manararaotra olo maro be…ka mody nandeha moramora no sady tsy taitra. Ilay garde iray (satria sarotra ihany ny hananihany an’izy 3), izay sendra niamboho no sady mijery ary amin’ilany, tonga dia nokitihin’i mr l’avocat. Taitra ara i ra lehilahy ka niherikerika be hijery hoe iza no mikitika…kanjo, maro ny olona, ka tsy hita hoe izy no nanao ilay faotana. Lasa aloha i baina sady tsy taitra; afaka 5 minitra, noverenany indray ireo garde (izay tsy mailo mihitsy) ary voakitika koa ilay garde de corps faharoa… aotrany tsy nanampo ilay izy no sady niteny t@ namany hoe « iny no nikitika », fa tsy hafa naninona satria moa eo ilay manamboninahitra ka tsy afaka manao abus…moa koa, na nanao aza, sur à 100% aho fa nanaovan’i rabaina vava be rediredy no fitenim paritra tsy mi existe na any diego, na any toliara na aiza na aiza fa mélange ‘antankarana, de betsileo et d’antemoro et de merina » (aotran’ilay nanjoha an’ireo olo miasa tao @ ministera fanaovana pasipaoro tao anosy). HOy izahay hoe…soa ianao fa mipetraka any Diego sy mi voyage matetika faritry hafa fa sinon, raha teto tana foana, dia mety efa nifabena t@ ieny olo vao « farcé » ireny dia asa fotsiny….


Fisc no taxer-n’i dadabe

Iray harissa izay, magasin mpivarotra sakafo nandalovan’ireny fisc ireny no rendra aisy anay koa. Izahay moa miatsena tiara ao, ary tempoka eo, misy an’ireny lehilalhy anak-3 niditra ary nanontana antontan-taratasy. nanaomboka tsara ny resaka saiky ireto farany, dia nanomboka nanao fampitahorana an’ilay orinasa ny kelikely.
Sadaikatra ny maro nahita an’izany ary nisy no tezitra. Izahay moa tonga dia nivaoka (mon frete try teto t@ izay fa ninanatra tan ivelany). I dadabe, izay manao vacances eto antananarivo, dia Etsy nivaoka ny magasin fa mana be marenina, atao hoe nodal fa body try meheno. Eo fa efa rakatray indray ny tetiny fa hanao zavatra clown ao indray ary hisy ho sosotra indray ny olona zay tratrany. Efa teo @ 5 minutes tes izahay no miandry no lady mividi glace. Izahay mbola mandoha tsara volan’olona iny, no int izy fa nivaoka n’play magasin, no lady ao arinany, nivaoka play lehilahy iray t@ lay fisc niteny lady tezitra hoe « tena tsy rariny kosa ray aman-dreny fa inona aza itã aaa ». I dadabe sado lasa, no mirediredy be @ lay agent fisc mana hoe « abolobola barbarbololobar…akor age gory meng ity?????? «  « batrora’nigongo bengaraniaza , etc…….. » fa inlay agent be vava, lasa tse nahateny itv farany no sady manao fijery sosotra sy be kakay. Soa fa any antsiranana no mipetraka ianareo fa enjana raha eto tana eto e.



AZA MBA MANAO RATSY OLONA IHANY NA MISY FAHEFANA AZA FA BORIBORY NY FIHAINANA E!!


Mbola resala olona manana fahefana ihany

Tsy izagay tao @fianakaviana no resahina fa naman’i mamanay izay, izay manana boutique nivarotra sakafo eto tana ary notongavan’ireny fisc ireny. Notantarainy anay hoe resale taratasy 2 try amp Vfotsiny dia efa fialam-baniny be no natoany ary tsy nanaiky raha tsy nahazo vola ry zareo. Ny mandreraka hoy its naman’i mamanay ity, dia tokony ho vita hoe « montant raisonnable » ihany play compromis, fa tena hita sao fa fanararaontam-pahefana Vfotsiny no nataon’ireto agent.

Ny mampihomehy annexa dia ity…. 8 na 9 mois taty aoriana, nandeha t@ digue ilay naman’i mamanay ity ary nahita fiara iray en panne. Ny andro moa efa alina dia alina…. tsaika hijanona ry jareo hoe hanampy fa no nanantona, dia elle a reconnu le gars du fisc, celui-même qui a réclamé beaucoup d’argent. lay vadiny tsaika hijanona hoe hanampy fa notreromin’i ramassa hoe « ndao letsy dada aaaa » « io nie le agent nanararaotra fahefana be ry leste eee fa ndao ndao ndao ndao!!!!! »; mazava be moa fa tonga dia ni redémarrer n’i dada lay vitesse ary casa ry jarret ary mazava be fa tavela sy tafahitsoka teo lay agent …. ny Sandro maïzena, ny tena rery….tsisy loza no izany….

Resaka hafa…teto Tana, efa taona maro izay, nisso cas elements anti emmeutes irony (cagoules, matraques, basy, etc… be ireny), mahery setra io rangaha io no sady « intouchable ». Maro ny olona innocent naratra ary voa mafy noho izy…. Iray andro aza, ninaika « chaise » izy andeha haka zavatra ambony placard tao an dakozia. Tsy fantatra ny tena nitranga fa nisolifatra tes izy na ve niblisatra ny chaise ka tonga dia niakapoka t@ carreau ny lohany….ary tena voa mafy io element mahery io. Ilay choc, try nahafaty azy nera tena mafy, fa kosa, no lay izy, dia lasa simba tanteraka ny fihainany ary na ny mitsangana na miteny aza, dia try vitany intsony fa mila « assistance ». Izay lay try mahatsara mana fanararaotana pouvoir io satira grave ny vidiny alohanao ave eo fa aleo Tihany maneja olona sy manar an’ny marina…surtout moa ianao miditra église!!!!!!!! tena voakapoka ianao raha manota rehefa mpivavaka.

Tany amin’ny region Antsohihy iny koa, 8 na 9 taona lasa izay, nisy cas koa n’na elements aotran’izany (tsy teneniko moa play classification), fa io olona io koa tena malaza be hoe mpidaroka no sady mpanao bavure be ireny rehefa mise rotaka ireny…. iray andro aza, nisso nampandre izy tao an-drano hoe nenjera ny zanany vavy fa tongada ata @ hopitaly be ianareo. Nikoropaka aza ry zareo hono ary no ny tonga tany, dia fantatra fa nibilisatra t@ ireny escalier vato be ireny (maro2 moa izy ao Fianar ao) lay tovovavy ary tena voa mafy mamapalahelo. Ny grave dia, nahangona vola maro i rangaha (abus de pouvoir etc….) fa no lay zaza marary mafy, dia tsy maints mividi serum, antidouleurs sns….) ary tena zay vola miditry, dia ritra ho azy eo, satria mila tsaboina moa play ankizy zanany.

ramatoa iray, tant @ faritra manakara iny koa, milalao mana ody gasy ary mamely zanak’olona izay tiany ho kendrena ary nisy maty mihitsy moa no ny vokany. No ny tata arriana koa, ny zanakio ramatoa io nahazo asa bien payé tant majunga ary tonga dia lasa tan. Niasa feo @ 4 volaba feo iza ary tse fantatra ny marina, fa accidenté tany ary maty teo ny eo.

Izay lay hoe…aleo mihezaka manao marina foana, satria marina fa hoe manana pouvoir sy fahefana ianao ary marina koa ny hoe « tentant » be ny mampiasa ansió fahefana io; fa kosa, rehefa mampiasan’io @ isy marina, dia lasa sanaría kapoka Andriamanitra no hizo aminy.
Valio | Miverina eny ambony