Resaka kisoa

1. tealala ( 14/09/2018 15:35)
Salama aby, mba manitikitika ny saiko ry zareo.

Tsy fadin'ny razantsika ve ny kisoa?
Raha toa ka tsy fady izy dia inona no antony mahatonga ny vohitra 12 tsy azo hitondrana azy ireny?
Nanomboka taona firy isika no nanomboka nihinana azy io?

Misaotra izay mamaly.
novalian'i hery ny 16/09/2018 18:34
2. hery ( 16/09/2018 18:34)
Izaho aloha tsy dia tena mahalala. Tsy afaka nanadihady loatra tantara taloha fa mino aho fa voarakitra any ho any izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4456